Litera F
Fao-dranomaso: (faoka ranomaso) a.: Vola famangiana amena ny tompon'alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara…tohiny
Faohana: (faoka) mt.ih. (faohy): Diovina amin'ny fampandalovana lamba eo arnboniny: Tsy nofaohanao tsara ny fanaka,…tohiny
Faohàny: (matetika averina indroa) a.: Teny azo adikahoe "Alefa alefa ihany ka enti- na mampirisika hanao fainga-…tohiny
Faohina: (faoka) mt.th. (fao- hy): Esorina arnin-kery sy haingana. M.h.: Paohina, ongoahana: Nofaohin'ny papongo…tohiny
Faoka: a.: Famafana zavatra hampahadio na hanamainana azy. - t.i.f.: Faohana, faohina, voafaoka I mamaoka,…tohiny
Fara: a.: Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afatsy amin'ny hoe "Arahaba nomen'Andriamanitra ny fara,…tohiny
Fara: Farafara a.: Fepetra ifanarahana mialoha amin'ny fifanekena ifanaovana, i t.f.f.: Faxafaraina na faxafaxana,…tohiny
Fara: (fr. Phare) a.: Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin'ny alma manondro ny lalana tokony halehan'ny…tohiny
Faraborona: P.t.: (Ilay) farany indrindra.
tohiny
Farafara: a.: Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany i petrahan'ny kidoro. - F.-p.: Faralara mandeha: I-rony…tohiny
Farafaraina: na Farafarana (farafara) mt.ih, (farafarao): A-siana fepetra mazava tsars mba tsy hisy fifanolanana…tohiny
Farahatoka: a: Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin'ny taolam-bozonakosa atao…tohiny
Faraingo: a.: Zavatra mailodoha,farango. - t.i.f.: Faraingoina, afaraingo, voafarafngo I mamaraingo, famaraingo,…tohiny
Faraingoina: (faraingo) mt.ih. (faroingoy): Atao mifaralngo, mifeloka ny lohakellny: Faraingoy fty uy it3.
tohiny
Faraingososona: a.: Mari-tsoratra " " toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan'ny tenin'olona…tohiny
Faralambotra: a.: Karazam-borona an-drano.
tohiny