Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanovohana: (ouoka) a.: Fanalana, fanesorana, fanatsoahana; faniniana mafy dia mafy, levilevy. tohiny
Fanovoka: (ouoka) a.: Fomba entina manovoka; na mana-la, manesotra, mantsoaka. tohiny
Fanovona: (tovana) a.: Fomba entina manovona na manisy tovona. tohiny
Fanovonana: (tovona) a.: Fanampiana avy eo ambony na avy eo anoloana, fanampiana tovona. tohiny
Fanovotrovotana: (houotrouotra) a,: Fanozongozonana, fanontsonkontsonana. tohiny
Fanovotrovotra: (hovotrouotra) a.: Fanozongozona. tohiny
Fanovozana: (touo) a: Fakàna rano na famindrana rano tsikelikely ho amin'ny toerana hala. tohiny
Fanoza: (oza) a.: Fomba entina manoza, na manasa (tanana, taxehy tohiny
Fanozàna: (oza) a,: Fanasana (tanna, tongotra, tarehy„,). tohiny
Fanozona: (ozona) a: Fomba entina manozona. ~ p.t.: A-zo ozonina: Tsy mba fanozona ny zonaka nateroka. tohiny
Fanozonana: (ozona) a.: Fanirian ratsy ny hafa, fanompana. tohiny
Fanozongozona: (hozongozona) a,: Fomba entina manozongozona. 1 p.t.: Azo hozongozonina. tohiny
Fanozongozonana: (hozongozona) a.: Fanetsehana mafy ary imbetsaka; fampihontsonana. tohiny
Fanta: a.: Ozona, ompa, ngoso, aniana. - F.-p.: Fanta tsy to: fianianana foana. - t.i.f.: Mifanta, fifanta,…tohiny
Fantaka: o.: Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin'ny tany mba hihazonana…tohiny
Fantáka: a.: Zavamaniry fianakavian'ny volotsangana safngY izy marotsaka madinika kely toy ny bararata. tohiny
Fantakania: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'ombalahy raha fohy sady miioro mahitsy. tohiny
Fantake: (Ski) a,: Karazan'aretin-tsofina manindrontsindrona any anatiny any. tohiny
Fantara: a.: Tainkintana. ? Zavatra mangatsiaka be milatsaka avy eny amin'ny habakabaka. 1 H.o.: Fanozonan'ny…tohiny
Fantarina: (fantatra) mt. ih. (fantaro): Vinanina: Tay hointsika fantarina ny ho auy. 1 Tadiavina ho fantatra:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1218