Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanoroana: (toro) a,: Fanondroana; fampahafantarana, filazana. tohiny
Fanorohana: (oroka) a.: Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin'ny tarehy na tanan'ny olona iray ho maripitiavana…tohiny
Fanoroka: (oroka) a.: Fomba entina manoroka. • p. t.: A-zo orohana. tohiny
Fanorona: a.: Karazan-kilalaon-drazana malagasy fampiasan-tsaina atao eo amin' ny fafana izay vakivakin'ny tsipika…tohiny
Fanorosana: na Fanorotana (orotra) a.: Fanongotana, fandririsana amin'ny tanna, fanapahana amin'ny antsy. tohiny
Fanorotoro: (torotoro) a.: Fomba entina manorotoro, mamotipotika, ~ p.t.: Azo torotoroina. tohiny
Fanorotoroana: (torotoro) a.: Famakfana (zavatra) atao potipotika, fanamontsanana. tohiny
Fanorotra: (orotra) a,: Fomba entina manorotra, na manongotra, mandriry ravim-boangahazo,hazondandy... tohiny
Fanory: (sory) a.: Kivazivazy maharary. tohiny
Fanory: (sory) a.: Fomba entina manory, manorisory, mahatonga ho sosotra. tohiny
Fanosahana: (tosaka) a,: Fampitobahana; fanapahana. tohiny
Fanosaka: (tosaka) a.: Fomba entina manosaka, mampitobaka, na manapaka tarangana. tohiny
Fanosehana: (tosika) a.: Fandronjenana mba hivoaka amin'ny faritra iray nhamotraka,fandroahana. tohiny
Fanosehana: (tosika) a: Vy na varahina, miendrika kaoPY bitika kely, isisihan'ny fanondro ka entina manosika ny…tohiny
Fanosena: (hosy) o,: Fanitsahana amin'ny tongotra; famakiana ny bainga amin'ny tanimbary mba hampahalemy azy ho…tohiny
Fanosenana: a,: Fanafotetahana, fanavonana. tohiny
Fanosika: (tosika) a,: Fomba entina manosika. ~ p.t.: A-zo atosika. tohiny
Fanosina: (hosina) a.: Fomba entina manosina, na manafotetaka. tohiny
Fanosohana: (sosoka) a.: Fampidirana na fanisihana kofehy amin'ny fahan'ny lamba iray efa misy marambato mba hahamafy…tohiny
Fanosoka: (hosoko) a.: Fomba entina manosoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0363