Litera F
Fanoloanana: (oloana) a.: Asa ataon'ny teny hoe manoloana; fanatrehana: Misy Ianjany iehibe ny fanoloanana arnin'ny…tohiny
Fanolokoloana: Fanakolokoloana (kolokolo) a.: Fikarakarana, fikajakajana, fanaovana izay hahasoa: Ankiniko aminao ny…tohiny
Fanolorana: (olotra) a.: Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran'ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho…tohiny
Fanolorana: (tolotra) a.: Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amimpanalana ny fanolorana ny boky…tohiny
Fanolotra: (tolotra) a.: Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara. ? p.t.:…tohiny
Fanolotsolorana: (tsolotra) a.: Fandrosoana loatra ny tanana (rehefa milalao kanety); fandrosoana kely dia fampihemorana…tohiny
Fanomanana: (omana) a.: Fanaovana vonona mialoha izay ilaina amin'ny fanatanterahana zavatra iray.
tohiny
Fanombana: (omba) a.: Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra ha-fa, fiarovana amin'ny hatsiaka na…tohiny
Fanombanana: (tombana) a,: Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo…tohiny
Fanombenana: (tombina) o.: Fametrahana zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsars.
tohiny
Fanombihana: (ombika) a.: Fandidiana sombiny kely: Fanom bihan-kena.
tohiny
Fanombinana: (sombina) a.: Fakana, fanalana ilany na sombiny na potiny kely.
tohiny
Fanomboana: (tombo) a.: Fihamafisan'ny aretina.
tohiny
Fanomboana: (hombo) a.: Fanasiana zarany: Fanomboana angody.
tohiny