Litera F
Fanisinana: (isina) a.: Fandefasana fofon'aina hivoaka any an'orona mba hivoahan'ny lelo. ? Fanesorana ny Iohan'…tohiny
Fanisirana: (isitra) a.: Fandavana ny hadisoana nataon'ny tena amin'ny fanolahana azy amin'ny hafa.
tohiny
Fanisitra: (isitra) a.: Fomba entina manisitra na manda ny hadisoana nataon'ny tena amin'ny fanolahana azy amin'…tohiny
Fanisy: (isy) a.: Fomba entina manisy , mamely. ? p. t.: Azo asiana, velesina: Tsy fanisy sira betsaka it? laoka…tohiny
Fanitarana: (itatra) a.: Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty.…tohiny
Fanitatra: (itatra) a.: Fomba entina manitatra, mampitombo (habe, filazan-javatra) ? p, t.: Azo itarina.
tohiny
Fanitikitihana: (kitikitika) a.: Fikasikasihana mba hampihomehy, fanakibokiboana.
tohiny
Fanitikitika: (kitikitika) a.: Fomba entina manitik.itika, manibokibo.
tohiny
Fanitrihana: ny maty alevina.
tohiny
Fanitrihana: Fanasitrihana (sitrika) a.: Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano.…tohiny
Fanitrika: Fanasitrika (sitrika) a.: Fomba entina manitrika, mandentika, manafina, man-devina.
tohiny
Fanitrikitrihana: (hitrikitrika) a.: Fandentehana, famelivelezana: Tsy ho hadinoko ny fanitrikitrihana nataony ahy izay.…tohiny
Fanitrikitrika: (hitrikitrika) a.: Fomba fandentika. / p. t.: Azo alentika.
tohiny
Fanitsahana: (hitsaka) a.: Fanosena, fanaovana tsinontsinona.
tohiny
Fanitsaka: (hitsaka) a.: Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona. 1 p. t.: Azo hitsahina.
tohiny
fanitsiana: Fanomezana ny valiny marina na izay vontoaty marina. Antsoina koa hoe fanitsiana ny fanovàna ny vontoatin'ny…tohiny