Litera F
Faninefany: (efatra) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian'ny…tohiny
Fanineniny: (enina) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny inenina: Fanineniny no niverenako teo nefa tsy nahita…tohiny
Faninganana: (singana) a.: Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka…tohiny
Faningina: (tsingina) a.: Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra…tohiny
Faninginana: (tsingina) a.: Fametahana firaka mahamaY amin'ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin'ny…tohiny
Faninina: (fanina) a.; mt.ih. (fanino): Atao fanina, mandraingiraingy: Nofanininy tamin'ny teny henjana uariraraka…tohiny
Faninjirana: (hinjitra) a.: Fanenjanan, fampiridiridian,
tohiny
Faninjitra: (hinjitra) a: Fomba entina maninjitra, manenjana, mampiridiridY.
tohiny
Fanintahana: (sintaka) a,: Fampisarahana, fanangolena vadin'olona.
tohiny
Faninterahana: (tanteraka) a.: Fandoahana hatrany ambadika, fanagorobahana.
tohiny
Faninteraka: (tanteraka) a,: Fomba entina maninteraka, fomban'ny zavatra maninteraka, Ioaka hatrany ambadika.
tohiny
Fanintona: na Fanintontsintona (sintona) a.: Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra…tohiny
Fanintonana: (sintona) o.: Fitarihana, fisarihana; fandroritana.
tohiny