Litera F
Fanihifana: (tsihika) a.: Fakana hazandrano amin'ny tandroho; fakana na fandaniana na fangalarana tsikelikely. tohiny
Fanihika: (tsihika) a: Fomba entina manihika, maka hazandrano amin'ny tandroho. • p, t.: Azo tsihifina.
tohiny
Fanihisana: (hihy) a.: Fikikisana; fanalana ny hodi-malemin'ny mangahazo; fanalana ny voany amin'ny babinkatsaka.…tohiny
Fanihy: a.: Karazam-biby fianakavian'ny Manavy na Ramanavy, saingy izy lehibe (jar,: manavibe).
tohiny
Fanihy: (hihy) a,: Fomba entina manihy, manala hodi-manify. ~ p.t.: Azo hihisana: Ny akondro tsy fanihy fa vo-asana.…tohiny
Fanikinana: (sikina) a,: Famorana, fandidiam-poitra.
tohiny
Fanila: (ila) a.: Fomba entina manila na mametraka eny an-tsisintsisiny, mamely na mihinana ny ilany fotsiny.…tohiny
Fanilahana: (silaka) a.: Fanendahana sombiny amin'ny zavatra iray.
tohiny
Fanilahila: (hilahila) o.: Fomba entina mampirondrona, mampivembena.
tohiny
Fanilahilana: (hilahila) a. :Fampirondronana, fanatongilangilanana.
tohiny
Fanilakila: (kilakila) a.: Fomba entina manilakila, mamoriporitra, mamozafoza, na mandevilevy, tsy mitondra roa.…tohiny
Fanilakilana: (kilakila) a: Famoriporetana, famozafozana; fandevilevena, tsy fitondrana roa.
tohiny
Fanilana: (hilana) a.: Fomba entina manilana mampiraika, mampihilana. 1 p. t.: Azo arona, araika ats? na ar?.…tohiny
Fanilana: (ila) a.: Fametrahana er? an-tsisintsisiny; famelezana na fihinanana ny ilany fotsiny; fitoerana na…tohiny
Fanilanana: (hilana) a.: Fampironana, fandraihana, fampitongilanana.
tohiny
Fanilarana: (silatra) a: Fanendahana sombiny kelY.
tohiny