Litera F
Fanetsiketsehana: (hetsika) a.: Fanentanentanana, famohafohazana, tsy famelana hatoritory: Mita fanetsiketsehana it? fikambanana…tohiny
Faneva: a.: Tapa-damba ahan-tons amin'ny hazo ka entimilaza fisian-javatra: ohatra, fahiny nasiana faneva teo…tohiny
Fanevaheva: (hevaheva) a.: Fomba entina manevaheva, manantona, man akirazorazo,
tohiny
Fanevahevana: (heeaheua) a.: Fanantonana, fanakirazorazoana.
tohiny
Fanevehana: (teuika) a.: Fanasiana tevika, fandoahana; fitanana (amin'ny paingotra).
tohiny
Fanevingevenana: (heuingeuina) a.: Fampironana miankavia miankavanana, fampidoladolana, fanakivilivilizana. Fanevotana…tohiny
Fanezahana: (ezaka) a.: Fanaovana (zavatra) am-paharisihana, am-pikelazana aina.
tohiny
Fangabakabaka: (habaka) a.: Toetran'ny zavatra mangabakabaka, loaka ngeza mangotana. ~
tohiny
Fangadifohiny: a.: Taolan-tratran-kena.
tohiny
Fangadihady: (hady) a.: Toetran'ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin'ity…tohiny
Fangadimainty: a.: Firaisan-tetika, fiokoana mangina.
tohiny
Fangadonana: (ngadona) a.: Fitotoana (vary), fikapohana na fipehana mafy.
tohiny
Fangady: (hady) a.: Vy voavoatra misy lelany sy zarany a-tao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe…tohiny