Litera F
Fandrozanana: (rozana) a: Fanaovana izay hampitarozaka ny adihevitra.
tohiny
Fandrozaroza: (rozaroza) a.: Fomba entina mandrozaroza. 1 p.t.: Azo arozaroza.
tohiny
Fandrozatana: (rozatra) a.: Fandrirodrirotana, fanintontsintonana, famerimberenana milaza zavatra hamelezana olona.…tohiny
Fandrozatra: (rozatra) a.: Fomba entina mandrozatra, mandrirodrirotra, manintontsintoua.
tohiny
Fandry: (andry) a.: Fomba na toetran'ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itS fandrin'ny zanakao: ny iohany…tohiny
Fanebahana: (tebaka) a.: Fanakianana, fanesoana; filazana ankitairano fa tsy nety ny natao; fanaovana tsinontsinona,…tohiny
Fanebaka: (tebaka) a,: Fomba entina manebaka, manakiana, maneso, manaratsy. ~ P. t.: Azo tebahina, tokony hotebahina.…tohiny
Fanebihebena: (hebiheby) a: Fanofana, fanopakopahana mba hampijanona; fanelingelenana sabla.
tohiny
Fanebiheby: (hebiheby) a.: Fomba entina manebiheby, misakana, manelingelina. ~ p. t, : Azo sakanana, helingelenina;…tohiny
Fanebisebena: (sebiseby) o.: Famp3janonana arnin'nY fivezivezena.
tohiny
Fanebiseby: (sebiseby) o.: Fomba entina manebiseby, mampijanona amin'ny fivezivezena.
tohiny
Fanededena: (edede) a.: Fanakorana, fanalana baraka.
tohiny
Fanedrahedra: (hedrahedra) a,: Fomba entina manedrahedra, mandrotsirotsy.
tohiny
Fanefahefa: (hefahefa) a.: Fanetsiketsika, fanofahofa.
tohiny
Fanefahefana: (hefahefa) a.: Fanetsiketsehana, fanofahofana.
tohiny