Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandretahana: (retaka) a.: Fandrodanana, fampikoavana. tohiny
Fandretaka: a,: Fomba entina mandretaka, mandrodana, mampikoa. tohiny
Fandretsika: Fandretsidretsika (retsika) a.: Famolivoly, toetran'ny zavamananaina maro samy mlhetsika, mihahohaho.…tohiny
Fandrevo: (revo) a.: Fomba entina mandrevo, mandentika; toetran'ny zavatra mandrevo. tohiny
Fandrevoana: (revo) a: Fandentehana ao anaty zavatra (fotaka..,). tohiny
Fandrezareza: (rezareza) a.: Fomba entina mandrezareza, mampiioro olona ela, mitan-dry valiha milanto dia milanto.…tohiny
Fandrezarezana: (rezareza) a.: Fampiioroana olona, fitendrena valiha milanto dia milanto. tohiny
Fandrezatana: (rezatra) a.: Famoahana fofon-kanina avy ao am-bava izay avy amin' ny sakafo nohanina. tohiny
Fandrezatra: (rezatra) o.: Fomba entina mandrezatra, mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin'ny sakafo…tohiny
Fandriaka: (riaka) a.: Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny ria-ka: Lozo ny fandriakan'ny rany…tohiny
Fandriampahalemana: (andryalina) a.: Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro. tohiny
Fandriana: (andry) a.: Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na…tohiny
Fandriandry: (fandry: t.v.r.) a.: Toetoetra, fomba fandehanjavatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin'ny…tohiny
Fandriarana: (triatra) a.: Fandrovitana, fanatahana. tohiny
Fandriaria: (riaria) a.: Fomba entina mandriaria, na manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anatY rano. tohiny
Fandriariavana: a.: Fandrobohana na fanetsiketsehana kofehy rongony na taretra ao anatY rano. tohiny
Fandriatra: (triatra) a.: Fomba entina mandriatra, mandrovitra, manataka. tohiny
Fandribaratra: a: Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin'ny tafontrano ary mifandray amin'ny tany amin'ny alalan'ny…tohiny
Fandridana: (ridana) a.: Fomba entina mandridana, miaramiala, miara-mandositra betsaka. tohiny
Fandridanana: (ridana) a,:Fampandosirana betsaka indray miaraka; fandringanana indray miaraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0193