Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrendrika: (rendrika) a: Fomba entina mandrendrika, mandentika, manempo. tohiny
Fandrendrirendrena: (rendrirendry) a.: Fanaovana izay hahajemby, hahajembena. tohiny
Fandrendrirendrina: (rendrirendry) a.: Fahavizanan'ny maso (noho ny havesatry ny Io-ha na ny fijerena ela zavatra mahajemby).…tohiny
Fandrendrirendry: (rendrirendry) a.: Toetran'ny zavatra mandrendrirendry, mahajembena, mamiza-maso. tohiny
Fandrenesana: (re) a.: Fahafantarana feo. • Fahazoan'ny olombelona mifandraY amin' ny zavatra manodidina azY ka ahafantarany…tohiny
Fandrenohana: (renoka) a.: Fanaovana izay hahasondriana, hahavariana. tohiny
Fandrenoka: (renoka) a.: Toetran'ny olona mandrenoka, variana, sondriana. tohiny
Fandrentena: (renty) a.: Fanaingoana, fandravahana. tohiny
Fandrenty: (renty) a.: Fomba entina mandrenty, manaingo, mandravaka. tohiny
Fandrepirepena: (repirepy) a.: Fanaovana izay hahafanina, fampivembenana. tohiny
Fandrepirepy: (repirepy) a.: Fomba entina mandrepirepy, mahafanina. tohiny
Fandrepohana: (repoka) a.: Fipiapiahana, fikepokepohana. tohiny
Fandrepoka: (repoka) a.: Fomba entina mandrepoka, mikarepoka. tohiny
Fandrerahana: (reraka) a: Famizanana izaitsizy; fampahosana; fanakiviana. tohiny
Fandreraka: (reraka) a.: Fomba entina mandreraka, mamizana izaitsizy, mahanoana, mampahosa. tohiny
Fandresaresa: (resareso) a.: Fomba entina mandresaresa, mampitarozaka asa na raharaha iray. tohiny
Fandresaresana: (resaresa) a.: Fampitarozahana, fanalavana, famelana. tohiny
Fandresena: (resy) a.:Fahombiazan'izaY mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen'ny tafika ny vahoaka. Izy no…tohiny
Fandresy: (resy) a.: Fomba entina mandresy. • p.t: Azo resena. tohiny
Fandresy: a.: Ody poizina fiarovana amin'ny vorika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.02