Litera F
Fandreboka: (reboka) a.: Fomba entina mandreboka, mihinana manao be ambosika.
tohiny
Fandredahana: (redaka) a,: Fampirehetana miredareda.
tohiny
Fandredaka: (redaka) a.: Fornba entina mandredaka, mainpirehitra miredareda.
tohiny
Fandredareda: (redareda) a.: Fomba entina mandredareda.
tohiny
Fandredaredana: (redareda) a,: Fanaovana izay hahatonga hiredareda.
tohiny
Fandredona: ,.- :,,,m) a.: Fomba entina mandredona, mampiaraka manao (hira).
tohiny
Fandredonana: (redona) a,: Fihirana na fitenenana indray miaraka.
tohiny
Fandrefarefa: (refarefa) a.: Fomba entina mandrefarefa, mampitaritarika lamba na akanjo izay mila hikasika ny tany.…tohiny
Fandrefarefana: (refarefa) a.: Fampitaritarihana ny akanjo amin'ny tany; fanelana asa.
tohiny
Fandrefesana: (refy) a.: Fijerena firy refy ny haavon'ny zavatra iray; famantarana ny halavan'ny zavatra iray; fitaovana…tohiny
Fandrefiala: a.: Karazam-bibilava mpipetraka eny ambony hazo ary milatsaka amin'ny olona na biby mandai() eo ambaniny;…tohiny
Fandrefotana: (refotra) a.: Fanatefohana, fanapoahana.
tohiny
Fandrefotra: (refotra) a.: Fomba entina mandrefotra, manatefoka, manapoaka.
tohiny
Fandrehitra: (rehitra) a.: Foinba entina mandrehitra. • p. t.: Azo arehitra.
tohiny
Fandrehofana: (rehoka) a,: Famoahana rehoka; zavatra fasiana ny rehoka.
tohiny
Fandrehoka: (rehoka) a.: Fomba entina mandrehoka.
tohiny
Fandrembona: (rembona) a: Fomban'ny olona mandrembona, malahelo tampoka, manina, manembona,
tohiny
Fandrembonana: (rembona) a.: Alahelo tampoka nefa miserana, hanina, embona.
tohiny
Fandrendrehana: (rendrika) a.: Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zauatra…tohiny