Litera F
Fandravinana: (ravina) a.: Fitsiriana ravina.
tohiny
Fandraviravezana: (rauiravy) a.: Fanantonana (zavatra), fanakixazorazoana; fampisehoana, fampideraderana vola hitaomana…tohiny
Fandraviravy: (ravirauy) a.: Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera…tohiny
Fandravitana: a,: Fanambarana ravindravina samihafa,
tohiny
Fandravitra: (rauitra) a,: Fomba entina mandravitra, manambatra ravindravina samihafa. 1 p, t.: Azo atambatra.
tohiny
Fandravohana: (rauoka) a.: Fitotoana vary izaitratra; fikapohana ela.
tohiny
Fandravoka: (rauoka) a,: Fomba entina mitoto vary; toetran'ny olona mandravoka.
tohiny
Fandravona: (Ski) a,: Vahona sy ravinkazo voatoto ampifangaroina amin'ny rano mba handroana ho fiarovana amin'ny…tohiny
Fandravona: (ravona) a.: Fomba entina mandravona, mainpitovy tantana. 1 p.t.: Azo aravona.
tohiny
Fandravonana: (ravona) a,: Fampitoviana tantana, fanovonan ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampon, fanarenana;…tohiny
Fandravoravo: (rauorauo) a.: Fomba entina mandravoravo.
tohiny
Fandravoravoana: (ravoravo) a.: Famalifaliana, fandokafana,
tohiny
Fandray: (ray) a.: Fomba entina mandray: Hotely tsara fandray. ? p.t.: Azo raisina amin'ny tanana: Tay fandray…tohiny
Fandrazorazo: (razorazo) a.: Fomba entina mandrazorazo, manantona, manakiraviravy zavatra lavalava.
tohiny
Fandrazorazoana: (raz orazo) a. : Fanantonana, fanakiraviravezana zavatra lavalava.
tohiny
Fandrebahana: (rebaka) a.: Fanaovana izay hahatonga rebaka,reraka, valakaFandrebaka (rebaka) o.: Fomba entina mandrebaka,…tohiny
Fandrebirebena: (rebireby) a,: Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be,…tohiny
Fandrebireby: (rebireby) a.: Fomba entina mandrebireby, mampiriorio ny sain mba hamitahana.
tohiny
Fandrebohana: (reboka) a.: Fihinanana an-kisesy, fambosibosehana.
tohiny