Litera F
Fandrakotra: (rakotra) a.: Fomba entina mandrakotra. 1 p, t.: Azo rakofana.
tohiny
Fandramanana: a.: Anaran-kafa iantsoan ny voafotsy der. io teny io).
tohiny
Fandramatana: (rarnatra) a.: Fanaikerana mafy amin'ny nify,
tohiny
Fandramatra: (ramatra) a: Fomba entina mandramatra, manaikitra mafy amin'ny nify, miady.
tohiny
Fandrambasana: (ramby) a: Fisamborana tampoka ary an-kery amin'ny nify.
tohiny
Fandramboana: (rambo) a.: Fanasiana tovana mirefarefa na mitaritarika (amin'ny lamba na fitafiana), fanasiana somotraviavin-damba.…tohiny
Fandrambona: (rambona) a.: Fomba entina mandrambona, misambotra amin'ny tovan'akanio na amin'ny somotraviavin'akanjo.…tohiny
Fandrambonana: (rambona) a.: Fisamborana amin'ny tovan' akanjo mirefarefa na mitaritarika.
tohiny
Fandrampana: (rampa) a.: Fanabangana, fanalana.
tohiny
Fandrana: a.: Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady.…tohiny
Fandrana: (Btm) a.: Karazankazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin'ny an'ny mananasy.
tohiny
Fandrandrana: (randrana) a.: Fomba entina mandrandrana. 1 p. t.: Azo randranina.
tohiny
Fandrandranana: (randrana) a; Fanamboarana ny volo araka ny fomban-drandrana.
tohiny
Fandrangana: (ranga) a.: Fanaingana, fampiakarana ambony; faningininginana amin' ny loba rantsana.
tohiny
Fandrangitana: (rangitra) a.: Fanaovana izay hampaharanitra; fandranitana,
tohiny