Litera F
Fandilorana: (diiotra) a.: Fanakasohana: Atiaharo ny fandilorana io bararata roa ireo fa mampahadilo nifY.
tohiny
Fandimbasana: (dimby) a,: Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan'ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana…tohiny
Fandinahana: (dinaka) a: Famelezana, fandabohana, fikapohana.
tohiny
Fandinganana: (dingana) a: Fitsambikinana, fihoarana: llana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny…tohiny
Fandinihana: (dinika) a.: Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako it3 soratra ity no nahatonga ahy hilaza…tohiny
Fandinika: (dinika) a,: Fomba entina mandinika, mihevitra, fiheverana: Araka ny fandiniky ny manam-pahaizana...…tohiny
Fandio: a.: Rano na zavatra entina hanadio, ~ Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka..…tohiny
Fandiorano: a.: Bibikely maintimaintY, karazana taikovoka monina amin'ny ranomamY, kinga aoka izany raha hilomano…tohiny
Fanditiana: (dity) a: Fanakambanana sy fampiraiketana amin'ny dity.
tohiny
Fanditra: (ditra) a.: Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana…tohiny
Fanditsihana: (ditsika) a: Fandrarahana na fanipazana vovoka na Poti-javatra amin' ny maso mba hahajemby na tsy hahitana…tohiny
Fandoa: (loa) a.: Fomba entina mandoa. ? p. t.: Izay matetika aloan'ny olona: Ariary telo no fondoa amin'ny…tohiny
Fandoahana: (loaka) a~ Fanaovana loaka, lavaka.
tohiny
Fandoanana: (doana) a: Fandonana,fikapahana mafy.
tohiny
Fandoarana: (loatra) a: Fakana ny ao anatin'ny vilany: Anjaran'ny vehivaoy taloha ny fandoorana ny uory. 1 Fanalana…tohiny