Litera F
Fanatsatsihana: (tsatsika) a. : Fitonoana hena eo ambony af o.
tohiny
Fanatsatsika: (tsatsika) a, : Fomba entina manatsatsika, mitono hena eo ambony afo. 1 p.t. : Azo atsatsika, azo atono…tohiny
Fanatsatso: (tsatso) a.: Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy. 1 p.t. : Azo tsatsoina.…tohiny
Fanatsatsoana: (tsatso) a Fampihenana tsiro; fanampohan-drano; fandefena; fanaratsiana : Henoko ihany ny fanatsatsoanareo…tohiny
Fanatsatsorano: a. : Ody fanalefahana ny poizin'ny tangena, izay sotroina aorian'ny isotroana ny tangena (jar Fandafika).…tohiny
Fanatsefahana: (tsefaka) a : Famaldana, fampitriarana, fampitsefahana.
tohiny
Fanatsefaka: (tsefaka) a : Fomba entina manatsefaka, mamaky, mampitriatra. ? p. t. : Azo tsefahina.
tohiny
Fanatseforana: (taefotra) a. Fanapoahana vanja amin'olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka…tohiny
Fanatsefotra: (tsefotra) a Fomba entina manatsefotra, manapoaka vanja amin' olona, mandefa rivotra na rano ao anaty…tohiny
Fanatselahana: (taelaka) a Fampirehetana tampoka, fampitselarana.
tohiny
Fanatselaka: (tselaka) a. : Fomba entina manataelaka, mampirehitra haingana dia haingana 1 p.t. : Azo tselarana.…tohiny
Fanatsembohana: (tsemboka) a. : Fanaovana izay hahatsemboka na hahatonga ho entona.
tohiny
Fanatsemboka: (tsemboka) a: Fomba entina manatsemboka, hahatonga tsemboka.
tohiny
Fanatsetahana: (taetaka) a :Fametahana tsara, fanatsatohana tsara eo afovoany.
tohiny
Fanatsetaka: (tsetaka) a:Fomba entina manatsetaka, manatsatoka (zavatra) tsara eo afovoany.
tohiny
Fanatsetsahana: (tsetsaka) a. : Fandrehetana, fampirehetana, fanatsoloana af o.
tohiny
Fanatsiahana: (tsiaka) a : Fandriarana.
tohiny
Fanatsiaka: (tsiaka) a : Fomba entina manatsiaka, mandriatra.
tohiny
Fanatsidradra: na Fanatsidradraka (taidradra) a : Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo :…tohiny
Fanatsidradrana: na Fanatsidradrahana (taidradra) a. : Fanaingana ho avo.
tohiny