Litera F
Fisointsoinana: (sointsoina) a.: Fihatahana menamenatra mangaihay.
tohiny
Fisoirana: (soitra) a.: Fisavasavana ny lavenona na ny vain' afo amin'ny hazo kely lava-lava; fakana voankazo amin'…tohiny
Fisoitra: (soitra) a.: Fomba entina misoitra, misavasava ny lavenona na ny vain'afo amin'ny hazo kely mba hirehetan'ny…tohiny
Fisoitrafo: (soitra afo) a: Tapa-kazo fisoirana na fanalana sy fanllihana ny afo ao ampatana mba hampirehitra azy…tohiny
Fisokafana: (sokatra) a.: Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana omin'ny maraina. ~ Fitanatana: Mahatahotra…tohiny
Fisokaka: (okaka) a.: Toetran' ny zavatra misokaka, izany hoe tsy miady mitsetaka tsara fa mihataka etsy sy eroa,…tohiny
Fisokatrehana: (sokatrika) o.: Fipetrahana miharihary ho hita tsara eo anoloana, fipetrahana miatrikatrika tsars; firantirantiana.…tohiny
Fisokatrika: (sokatrika) a: Fomba entina misokatrika na mipetraka miharihary ho hita tsara eo anoloana.
tohiny
Fisokiky: (sokiky) a.: Fomba na toetran'ny olona misokiky; na mamokaiky mitampifimpify noho ny tahotra na ny henatra.…tohiny
Fisokirana: (sokitra) a: Fanaovaria sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo: Tsy vita haingana ny fisokirano…tohiny
Fisokitra: (sokitra) a.: Fomba entina misokitra na manao sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo.
tohiny
Fisoko: na Fisokoana (soko) a.: Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fisokon'ny ron-gisa hilazana…tohiny
Fisoko: (soko) a,: Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazàna voatery…tohiny
Fisolafahana: (solafaka) a. : Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany. 1 Fahalavoana noho ny halemena…tohiny
Fisolafaka: (solafaka) a.: Fomba na toetran'ny olona misolafaka; na mibolisatra.
tohiny
Fisolampiana: (solampy) a.: Toetran'ny zavatra kisolosolo, tsar marin-tampona; fandriana ila, fikisolosoloana: Tsy…tohiny