Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiparasahana: (parasaka) a.: Fiparitahana, fielezana, fisehoana tsy misy miafina. tohiny
Fiparasaka: (parasaka) a.: Toetran'ny zavatra miparasaka, izany hoe miparitaka ho vakivakiny madinika. tohiny
Fipariahana: (pariaka) a.: Fiparitahana, fihahafana. tohiny
Fipariaka: (pariaka) a.: Fomban'ny olona na toetran'ny zavatra mipariaka, izany hoe miparitaka; fihahaka, tohiny
Fipariritana: (pariritra) a.: Fifantsitsirana. tohiny
Fipariritra: (pariritra) a.: Fomban'ny rano mipariritra; fifantsitsitra. tohiny
Fiparitahana: (paritaka) a.: Fielezana amin'ny toerana ma-ro, fandosirana misafotofoto. tohiny
Fiparitaka: (paritaka) a.: Fiely, fomba na toetran'ny zavatra miparitaka. tohiny
Fipasahana: (pasaka) a.: Fipariahana ho vakivakiny maro madinika, fitresahana, fiverahana. tohiny
Fipasaka: (Pasaka) a.: Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka:…tohiny
Fipasohana: (pasoka) a.: Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin'ny vy nohafanaina mba hanala…tohiny
Fipasoka: (pasoka) a.: Fomba entina mipasoka. tohiny
Fipataloa: (fr. Pantalon) a.: Fomba fitondra pataloa. tohiny
Fipataloavana: (fr. pantalon) a.: Fanaovana na fitondrana pataloa. tohiny
Fipatrapatrahana: (patrapatraka) a.: Fianjerana vongandrano mitete mahalankalana. tohiny
Fipatrapatraka: (patrapatraka) a.: Toetran'ny zavatra (indrindra ny rano) mipatrapatraka, izany hoe mianjera mi-tete…tohiny
Fipatripatry: (patripatry) a.: Havaventiventy, hafatrofatro. tohiny
Fipatsitsirana: (patsitsitra) a.: Fifantsitsirana. tohiny
Fipatsitsitra: (patsitsitra) a.: Fomban'ny rano mipatsitsitra, na mifantsitsitra. tohiny
Fipelapelahana: (pelaka) a.: Fivelaran-javatra manify sady talesaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045