Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fidirana: (iditra) a.: Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin'io fikambanana io. 1 Toerana voatokana…tohiny
Fiditiana: (dity) a.: Firaiketana. tohiny
Fiditra: (iditra) a.: Fomba itsofohana: Ohatra ny fiditry ny jiolahy no fiditrareo ato antrano. tohiny
Fidizidiziana: (dizidizy) a.: Fihinjihinjiana na firidiridiana fandehanana amin'izao tsy mitafy lamba, mihanjaka. tohiny
Fidizinana: (dizina) a.: Fijoroana mitsatoka tsara. tohiny
Fidoadoana: (doadoa) a: Fieboeboana, fanaovana teny feno rehareha sy hambo, tohiny
Fidoafana: na Fidoahana (doaka) a.: Fisandratana. tohiny
Fidobebahana: (dobebaka) a,: tohiny
Fidobibihana: (dobibika) a.: Fiangonana, fivangongoana. tohiny
Fidobohana: (doboka) a.: Famoahana feo mafy sY migoboka:Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina. tohiny
Fidobohana: (doboka) a.: Fitoerana, fipetrahana, fijanonana. tohiny
Fidodadodana: (dodadoda) o.: Firehetana misy lelafo be, fi-de dadedana. tohiny
Fidodododoana: (dodododo) a.: Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra…tohiny
Fidohafana: (dohaka) a.: Fixeharehana. tohiny
Fidohafana: (dohaka) a.: Famoahana feo mangoboka sy mitrena. tohiny
Fidoladolana: (doladola) a.: Firaidraikana, fironan'ny loha miankavia miankavanana, tohiny
Fidonahana: (donaka) a.: Fivoahan'ny setroka avy amin' ny zavatra dorana na mirehitra. tohiny
Fidonana: (dona) a.: Fipohana, fipehana. tohiny
Fidonanahana: (dononaka) a.: Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin'ny hevi-dratsy…tohiny
Fidongaingena: (dongaingy) o.: Filolohavana entana mavesatra ka toa misitrika any anaty vozona ny loha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1213