Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fenofeno: (feno) p.t.: Malahelo na tezitra fatratra, nefs toa tsy afaka mivoaka ny alahelo na ny hatezerana. tohiny
Fenoina: (feno) mt.ih, (fenoy): Asiana hatrany amin'ny morony: Fenoina rano ny sinibe. • Ampiana: Fenoy kely…tohiny
Fenomanana: a.: Filazana ny volana rehefa ilay feno vorivory tsara iny ny fitazana azy, * F.-p,: Vofam-penomanana:…tohiny
fenoy: Jereo [feno], totofy, ataovy safononokatohiny
Fentina: p. t.: Entina matetika: Ity no akanjo fentiko miantsena tohiny
Fentsahona: a.: Fikainkonana, fikentronana. 1 Mifentsahona, fifentsahona, mpifentsahona. tohiny
Fenty: p.t.: Kinga ery raha miteny, matselaka amin'ny firesahana. 1 Mifenty, fifenty, mpifenty / ifentifentena,…tohiny
Feny: a.: Ny sofim-basy. tohiny
Feny: a.: Ny antsasak'ilan'ny omby eo aoriana. tohiny
Feo: a.: Izay ren'ny sofina avy amin'ny fipararetran'ny zavatra iray entin'ny rivotra ka tonga mipaika ny…tohiny
Feofeo: ft.: Niavian'ny hoe mameofeo; enti-milaza zavatra manaikitraikitra na maka tenda. tohiny
Fepetra: a.: Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana…tohiny
Fera: (fr. fer.) a.: Peratra. ? Karao na fitaovana fipasohana. * Vy mitana ny lelan'ny raboha. tohiny
Ferana: (fetra) mt.ih. (fero): Asiana fetra: Noferon'ny fanjakana ny vidin'ny vary. * Soritana, faritana: Notera-na…tohiny
Ferena: (fery) p.t.: Rakotry ny fery: Ferena id zaza it? ka tokony hotsaboina. tohiny
Ferinaina: a.: Fijaliana mafy. - t.i.f.: Miferinaina. tohiny
Fery: a.: Fahatriaran'ny nofo noho ny fera. harnaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny…tohiny
Fesafesa: a.: Zavatra atono ao anaty ravina ka apetaka amin'ny faritra mivonto na marary tsotra;petakilasy. tohiny
Fesana: a.: Zavatra fonosin.dravina dia atono atao petakilasy, - t.i.f.: Fesanina, voafesana / mamesana, famesana,…tohiny
Fesanina: (fesana) mt.ih. (fesano): Asiana fesana na petakilasy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0225