Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandetsena: (letsy) a.: Fampietrena, fampihenana vidin'entana amidy. tohiny
Fandetsy: (letsy) a.: Fomba entina mandetsy, mampietry, mampihena vidin'entana amidy.l P. t : Azo letsena. tohiny
Fandevena: (levy) a.: Fangotrahana. tohiny
Fandevenana: (levina) a.: Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany,enti-milaza ny fomba rehetra arahina…tohiny
Fandevilevena: (leuiieuy) a: Fitezerana sy fandrahonana mafy, fitenenana an-katezerana. tohiny
Fandevilevy: (levilevy) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mangotraka. 1 Fomba entina mandrahona, mitezitra. tohiny
Fandevina: (leuina) a.: Fomba entina mandevina, manitrika na manototra na manafina ao anaty tany. tohiny
Fandevona: (leuona) a.: Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana. tohiny
Fandevonana: (levona) a.: Fanafonganana, fanafoanana: Fandeuonana ny firenena ny famelana ny toaka hitobaka eran'ny…tohiny
Fandevy: (levy) a: Fomba na toetran'ny zavatra mandevy, izany hoe mangotraka: Ny fandeuin'ny rano. tohiny
Fandfrohonana: rohona) a.: Firaondraonam-peon-javatra any lavitra. tohiny
Fandiafasika: a.: Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika…tohiny
Fandiavana: (dia) a: Fitetezana: Nireharehany ny fandiauany ny faritany enina eto Madagasikara, 1 Fanitsahana: Mahapotraka…tohiny
Fandidiana: (didy) a: Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo. 1 Fandrasana: Fandidian-këna. 1 Fanetezana lamba…tohiny
Fandifiana: (dify) a.: Fanasiana dify. tohiny
Fandifihana: (difika) a: Fanapitihana. tohiny
Fandiivana: (lo) a: Fanaovana izay hahatonga lo. tohiny
Fandíka: a.: Aretina mampivonto ny ankasarotana, izay matetika heverina ho mosavy nataon'olona. tohiny
Fandikana: (dika) a.: Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana…tohiny
Fandikarana: a,: Fanaovana zavatra tsy am-pilaharana ka misy voadingana na hadino. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1271