Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandaingo: (laingo) a.: Fomba entina mandaingo, na maka ny laingo (ravina farany ambony vao miseho) amin'ny zavamaniry.…tohiny
Fandaingosana: (laingo) a: Fanalana laingon-javamaniry. tohiny
Fandakana: (daka) a.: Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina. 1 Ho,: Fitsipahana, izay matetika mariky…tohiny
Fandala: (tala) a.: Fomba entina mandala. / p.t.: Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy…tohiny
Fandalàna: (lala) a.: Ny fotoana isaonana ny vady maty./ Fi tan drem ana sy titan drovana, fikarakarana: Zava-dehibe…tohiny
Fandalarana: (lalatra) a.: Fanasiana soritra na tataka kely amin'ny hazo amin'ny lelanjava-maranitra. tohiny
Fandalatra: (lalatra) a: Fomba entina mandalatra na manisy soritra kely, tataka kely amin'ny hazo amin'ny lelanjava-maranitra,…tohiny
Fandalina: (lalina) a: Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra.…tohiny
Fandalorana: (lalotra) a.: Fanosorana feta amin'ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko : Tsy izay rehetra…tohiny
Fandalotra: (lalotra) a.: Fomba entina mandalotra na manosotra feta amin'ny rindrina mba halama tsara tay hisY marokoroko.…tohiny
Fandama: (lama) a.: Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko.…tohiny
Fandamahana: (lamaka) a.: Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana : Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona…tohiny
Fandamaka: (lamaka) a.: Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona…tohiny
Fandamako: (lamako) a: Hakamoana. tohiny
Fandamana: (lama) a.: Fandambolamboana. tohiny
Fandambana: (lambana) a: Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy. 1 Fomba entina mandambana na mamehy…tohiny
Fandambanana: (lambana) a.: Fakana valala amin'ny lamba. tohiny
Fandambanana: (Btm) a: Tsihy kely efa-joro ametrahana ny villa na ny lamban-dravina rehefa hihinana. tohiny
Fandambanana: (lambana) a: Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana. tohiny
Fandambanana: (lambana) a: Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo : Mamelatra fan-dam banana : manomana izay rehetra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0824