Litera F
Fiparasahana: (parasaka) a.: Fiparitahana, fielezana, fisehoana tsy misy miafina.
tohiny
Fiparasaka: (parasaka) a.: Toetran'ny zavatra miparasaka, izany hoe miparitaka ho vakivakiny madinika.
tohiny
Fipariahana: (pariaka) a.: Fiparitahana, fihahafana.
tohiny
Fipariaka: (pariaka) a.: Fomban'ny olona na toetran'ny zavatra mipariaka, izany hoe miparitaka; fihahaka,
tohiny
Fipariritana: (pariritra) a.: Fifantsitsirana.
tohiny
Fipariritra: (pariritra) a.: Fomban'ny rano mipariritra; fifantsitsitra.
tohiny
Fiparitahana: (paritaka) a.: Fielezana amin'ny toerana ma-ro, fandosirana misafotofoto.
tohiny
Fiparitaka: (paritaka) a.: Fiely, fomba na toetran'ny zavatra miparitaka.
tohiny
Fipasahana: (pasaka) a.: Fipariahana ho vakivakiny maro madinika, fitresahana, fiverahana.
tohiny
Fipasaka: (Pasaka) a.: Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka:…tohiny
Fipasohana: (pasoka) a.: Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin'ny vy nohafanaina mba hanala…tohiny
Fipataloavana: (fr. pantalon) a.: Fanaovana na fitondrana pataloa.
tohiny
Fipatrapatrahana: (patrapatraka) a.: Fianjerana vongandrano mitete mahalankalana.
tohiny
Fipatrapatraka: (patrapatraka) a.: Toetran'ny zavatra (indrindra ny rano) mipatrapatraka, izany hoe mianjera mi-tete…tohiny
Fipatripatry: (patripatry) a.: Havaventiventy, hafatrofatro.
tohiny
Fipatsitsirana: (patsitsitra) a.: Fifantsitsirana.
tohiny
Fipatsitsitra: (patsitsitra) a.: Fomban'ny rano mipatsitsitra, na mifantsitsitra.
tohiny
Fipelapelahana: (pelaka) a.: Fivelaran-javatra manify sady talesaka.
tohiny