Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fipahimpahinana: (pahina) a.: Ny toetran'izay tsy mahita mazava tsara, izay mahita manjavozavo. tohiny
Fipaihana: (paika) a.: Fandidiana sy fikapana (vato). tohiny
Fipaika: (paika) a.: Fomba entina mipaika. 1 p, t.: Azo pehina. tohiny
Fipaingo: (paingo) a.: Toetran' izay voatana amin'ny gadra. tohiny
Fipaingoana: (paingo) a.: Figadrana. tohiny
Fipaingorana: (paingotra) o.: Firaiketana amin'ny paingotra. tohiny
Fipaingotra: (paingotra) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mipaingotra. tohiny
Fipaka: (paka) a.: Fomba entina mipaka. 1 Toetran'ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin'ny..,: Tsy tsara…tohiny
Fipakana: (paka) a.: Fikaonana, fahatongavana hatramin' ny...; fidonana, fiadiana. tohiny
Fipakapaka: (pakapaka) a.: Fandeha midrahodraho (an' ny olona lava mitezotezo). tohiny
Fipalapala: (palapala) a.: Fandeha midrahodraho (an'ny olona lava mitez otezo). tohiny
Fipampàna: (pampana) a.: Toetran'ny olona mipampàna, izany hoe mitsapatsapa ao amin'ny maizina na noho ny toerana…tohiny
Fipampanana: (pampana) a.: Fitsapatsapana ao arnin'ny maizina, na noho ny maso pahimpahina. tohiny
Fipaohana: (paoka) a.: Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandosttra:…tohiny
Fipaoka: (paoka) a.: Fomba entina mipaoka. e p.t.: Azo paohina. tohiny
Fipapapapana: (papapapa) a.: Famindrana maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-tsaina. tohiny
Fipararatana: (pararatra) a.: Fikararanana, fitetevana be. tohiny
Fipararatra: (pararatra) a.: Fikararana, toetran'ny zavatra mipararatra, izany hoe mite-te be: Ny fipararatran'ny…tohiny
Fipararetana: (pararetra) a.: Fangovitana izaitsizy, fihovitrovitana toy ny rano an-dravina. tohiny
Fipararetra: (pararetra)a.: Toetran'ny zavatra mipararetra, mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano an-dravina.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1029