Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Filonjo: (lonjo) a.: Fomba entina milonjo, izany hoe mitondra enta-mavesatra samy irery, mitondra ny mafy tsy…tohiny
Filonjoana: (lonjo) a.: Fitondrana enta-mavesatra samy irery; fitondrana ny mafy tsy misy mpanamPY. tohiny
Filopilopiana: (lopilopy) a.: Fipipizan'ny maso, fipendrampendran'ny hazavana. tohiny
Filopilopy: (lopilopy) a.: Toetran'ny hazavana milopilopy, na mipendrampendrana. tohiny
Filotahana: (lotaka) a.: Fisehoana ho malemy mifotetaka, efa mohaka, tohiny
Filotaka: (botaka) a.: Toetran' ny zavatra malemy sy efa mohaka. tohiny
Filotsaka: (lotsaka) a.: Toetran'ny zavatra milotsaka. tohiny
Filozofia: a.: Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain'ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina…tohiny
Filozohana: (lozoka) a,: Filofosana amin'izay atao, fiezahana amin'ny fianarana. tohiny
Filozoka: (lozoka) a.: Fomba entina milozoka, milofo amin'izay atao, miezaka amin'ny fianarana. tohiny
Filozorana: (bozotra) a.: Fikikirana amin'ny asa iray nefa tsisy vokanY. tohiny
Filozotra: (lozotra) a.: Fomba entina milozotra, izany hoe mikikitra amin'ny asa iray, nefa tsy misy vokany. tohiny
Fima: (ma) a.: Fomban'ny omby mima. tohiny
Fimalo: (malo) a.: Fomban'ny olona mimalo, izany hoe matahotra tsy sahy mandroso na manao zavatra iray. tohiny
Fimaloana: (malo) a.: Fatahorana tsy sahy mandroso na manao. tohiny
Fimamamama: (mamama) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mimamamama, mamoaka feo mafy. tohiny
Fimamamamana: (mamama) a.: Famoahana feo mafy, mifofofofo, mimaona. tohiny
Fimamo: (mamo) a,: Fomba entlna mimamo, misotro zava-pisotro mahatonga very saina sy mirediredy. tohiny
Fimamoana: (mamo) a,: Fisotroana be ka mahatonga ho mamo: Raran'ny lalàna ny fimamoana eny amin'ny arabe. tohiny
Fimaola: (maola) a.: Fomba entina mimaola, izany hoe mijefiiefy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793