Litera F
Fikidondona: (kidondona) a.: Toetran'ny zavatra mikidondona, izany hoe mamoaka feo toy ny an'ny zavatra ho-boisa…tohiny
Fikidondonana: (kidondona)a.: FanenoanJavatra hoboka atY,
tohiny
Fikifihana: (kifika) o.: Tsy fanekena, fandavana, fanodinana ny loha ho mariky ny fandavana.
tohiny
Fikifinana: (kifina) a.: Famoahana fofon'aina any an'orona.
tohiny
Fikihaihaizana: (kihaihay) a.: Famazivaziana, fanaovana vosobosotra angaronan-dela.
tohiny
Fikihaihay: (kihaihay) a.: Fomba entina mikihaihay, izany hoe mamazivazy, manao vosobosotra hangaxonan-dela.
tohiny
Fikija: (kila) a.: Fomba na toetran'ny orana milatsaka tsy misy fiatoana: Odra! ity fikijan'ny orana!
tohiny
Fikikikikiana: (kikikiky) a.: Fihomehezam-poana, fikanikaniana tsy misy antony akory.
tohiny
Fikikikiky: (kikikiky) a.: Fomba entina mikikikiky, na mihomehimehy foana, mikanikany tsy misy antony.
tohiny
Fikikirana: (kikitra) a.: Filozohana, fikirizana, fikelezana ailla.
tohiny
Fikikisana: (kiky) a.: Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana…tohiny
Fikiliolio: (kiliolio) a.: Fomba na toetran'ny olona mikiliolio, izany hoe mivezivezy, mivoivoy, tsy marin-toetra.…tohiny
Fikilioliovana: (kiliolio) a.: Fivezivezena, fivoivoizana; tsy fahamarinan-toetra.
tohiny