Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikajy: (kajy) a.: Fomba entina mikajy, na mitandrina, mikolokolo. tohiny
Fikaka: (kaka) a.: Toetran'ny zavatra misy kakany, tohiny
Fikakaka: (kakaka) a.: Faon' ny akohovavy ndehahanatody. tohiny
Fikakàka: (kakàka) a.: Fomba enti-mikakàka. tohiny
Fikakakaka: (kakakaka) a.: Fomba entina mikakakaka, izany hoe mihomehy lava mitapatapaka sy mafy heno lavitra. tohiny
Fikakakakana: (kakakaka) a.: Fihomehezana lava mitapatapaka sy mafy, heno lavitra. tohiny
Fikakana: (kaka) a.: Fisiana ka-ka; na fanasiana kaka. ? Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina. tohiny
Fikakàna: (kaka) a.: Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody. tohiny
Fikaliana: (kaly) a.: Fanaovanjavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina.…tohiny
Fikalita: (kalita) a.: Fomba fanaovana vazivazy, hatsikana. tohiny
Fikalitana: (kalita) a.: Fampihomehezana amin'ny fanaovana hatsikana, vazivazy, tohiny
Fikalo: (kalo) a.: Fomba entina mikalo, izany hoe mihira amim-po mametsovetso. tohiny
Fikaloana: (kalo) a.: Fihirana amim-po mametsovetso, tohiny
Fikaly: (kaly) a.: Fomba entina mikaly, izany hoe manao zavatra amim-pitandremana fatratra. ~ p.t.: Azo kalina,…tohiny
Fikamaosiana: (kamaosy) a.: Harerahana fatratra, fahantrana velona. tohiny
Fikamaosy: (kamaosy) a.: Toetran'ny olona kamaosy, reraka fatratra, mahantra velona. tohiny
Fikambana: (kambana) a.: Fomba itambarana na iraisan'ny zavatra na olona ma-ro. tohiny
Fikambanana: (kambanana) a.: Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery. ? Antokon'olona vitsivitsy na maro…tohiny
Fikambotiana: (kamboty) a.: Fanaovana izay azo atao, izay tratry ny aina. tohiny
Fikamboty: (kamboty) a.: Fomba fanaovana izay azo atao. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.027