Litera F
Fihakohakoana: (hakohako)a.: Fihambohamboana.
tohiny
Fihalanana: (halana) a.: Fipetrahana ambony halana.
tohiny
Fihalangalana: (halangalana) a.: Fomba entina mihalangalana, na mihatakataka, tsy miaraka amin'ny maro.
tohiny
Fihalangalanana: (halangalana) a.: Fihatakatahana, tsy fiarahana amin'ny maro. ¶ M.h.: Fiolonolonana.
tohiny
Fihalohalo: (halohalo) a.: Toetran'ny zavatra mihalohalo, na mihantona, mihebiheby eo ambony loha.
tohiny
Fihalohaloana: (halohalo) a.: Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana;…tohiny
Fihalontralona: (halontralona) a.: Fomban'ny zavatra mihalontralona, izany hoe mamirapiratra mivalombalona toa onjan-drano:…tohiny
Fihalontralonana: (halontraiona) a.: Famiratana mipendrampendrana, famirapiratana mivalombalona toa onjandrano, mandrebireby…tohiny
Fihalorana: (halotra) a.: Fangaronana zavatra, fakana zavatra amin'ny tanana ao anaty lavaka: Amin'ny alina no fihalorana…tohiny
Fihambahamba: (hambahamba) a.: Fomban'ny olona mihambahamba, na misalasala, tsy tapa-kevitra.
tohiny
Fihambahambana: (hambahamba) a.: Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra.
tohiny
Fihambo: (hambo) a.: Zavatra azo hamboina, iheverana ny tena ho ambony: Tsy mba fihambo ny, fahamboniandrazana.…tohiny
Fihamboana: (hambo) o,: Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatsa na toetra tsy anana• na;…tohiny
Fihaminkaminana: (hamina) a.: Fiakanjoana fitafiana tsara, fanamiana.
tohiny
Fihamohana: (hamoka) a.: Fibonaika, fipetrapetrahana, fi-asana tsy rototra.
tohiny