Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Figedrogedroana: (gedrogedro) a.: Fitaraindrainana amampimonomononana, tohiny
Figehana: (gaika) a,: Fifehezana, figiazana. tohiny
Figeragera: (gara) a.: Toetran' ny zavatra ratsy fatotra migoragora. tohiny
Figigagiga: (gigagiga) a,: Toetran'ny olona na zavatra an-titra, mafy tsy laitra vakina. tohiny
Figigika: (gigika) a.: Fomba fitomany arahin-tsentosento, tohiny
Figina: (gina) o.: Toetran'ny olona migina, tsy miteny. tohiny
Figinana: (gina) a.: Fanaovana ditra, fiadian'ny rafitra tsara. tohiny
Figioka: (gioka) a,: Fomba fitsefotra, fangetotra. tohiny
Figiririoka: (giririoka) a.: Fomba fanenon'ny angely. tohiny
Figobohana: (goboka) a.: Ny feo mivoaka avy amin-javatra migoboka, loaka, poaka aty. tohiny
Figoboka: Figobona (goboka) a.: Toetran'ny feo migoboka na migobona, izany hoe mivoaka avy amie-javatra loaka,…tohiny
Figodana: (godana) a,: Toetran' ny toerana migodana, malalaka anaranam-po. tohiny
Figodanana: (godana) a.: Fahalalahan anaranam-po. tohiny
Figodragodra: (godragodra) o.: Toetran'ny famavanin-taolana malemy, osa. tohiny
Figodragodrana: (godra) a.: Halemena, haosana amin'ny famavanin-taolana, tohiny
Figodrika: (godrika) a.: Fahosan-dohalika. tohiny
Figogogogo: (gogogogo) a,: Fomba fitomany arahina toloko na feo mat,. tohiny
Figogogogoana: (gogogogo) a.: Fitomaniana arahina toloko na feo mafy. tohiny
Figohana: (goka) a.: Fisotroana amim-pankasitrahana ary betsaka. tohiny
Figoigoihana: (goika) a.: Fitomaniana sempotsempotra arahin-tsentosento. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0854