Litera F
Fierotra: (erotra) a.: Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an'orona eo am-patoriana.…tohiny
Fiesikesehana: (esikesika) a.: Fandehanana na famindrana miadana sy midanesaka toy ny olona be kibo.
tohiny
Fiesikesika: (esikesika) a.: Toetran'ny olona miesikesika, na mandeha miadana midanesaka toy ny olona be kibo.
tohiny
Fiesinesenana: (esinesina) a,: Famoahana feo avy ao an'orona toa tsentsintsentsin'ny sery.
tohiny
Fiesinesina: (esinesina) a.: Fomban'ny olona miesinesina, izany hoe mamoaka feo toa tsentsintsentsin'ny sery.
tohiny
Fiesona: (esona) a.: Fomban' ny olona miesona, mamoaka feo lavareny avy any an'orona eo am-patoriana,
tohiny
Fietaketahana: (etaketaka) a.: Fireharehana, fiedinedenana.
tohiny
Fietiketehana: (etiketika) a,: Fireharehana, fieboeboana.
tohiny
Fievanevanana: (cotidal a.: Füanonana tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, fialanalanana.
tohiny
Fievenana: (avina) a.: Fivoahan-drivotra eo amin'ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga…tohiny
Fiezahana: (ezaka) a.: Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy atnpy ny fiezahan'ity…tohiny
Fiezoezoana: (ezoezo) a. : Fitezotezoana.
tohiny
Fifadiana: (fady) a.: Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran'ny…tohiny
Fifadidirana: (fadiditra) o.: Fihorongoronana, fihodidinana.
tohiny
Fifadirana: (faditra) o.: Fanalana zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin'ny tena na atahorana hahavoa.
tohiny
Fifahazana: (fahy) a,: Fihavondrahana, fitomboana hatavezana.
tohiny