Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fibonabonàna: (bonabona) a.: Fivontosana toa mizihijihitra nefa mihodrahodra. tohiny
Fibonehana: (bonika) a.: Fipetrapetrahana, fahalemena paika: Ny fibonehany loatra indray no tsy itiaaako az,y. tohiny
Fibonohana: (bonoka) a,: Firakofana ny loha sy ny tena tanteraka mba hafana tsaxa. tohiny
Fibonoka: (bonoka) a.: Fomba entina mibonoka, izany hoe mirakotra tsara manodidina (ny loha sy ny vatana) mba…tohiny
Fibontanana: (bontana) a.: Fivontosana miavaka. tohiny
Fibontsinana: (bontsina) a.: Fivontosana, fizihirana, tohiny
Fiboraborana: (borabora) a.: Toetran'ny fehy na fatorana migoragora, figoragorana. tohiny
Fiborarahana: (boraraka) a.: Firarahan-drano mitobaka be. tohiny
Fiboredehana: (boredika) a.: Fitenenana an-kisesy ka tsy azo izay lazaina, fikodedehana. 1 Fitenenana amin'ny teny…tohiny
Fiborerana: (borera) a.: Figorerana, fivarorahana, fitsikamokamoana. tohiny
Fiboresana: (boresa) a: Fitavozavozana, fitaredretrana raha manao zavatra. tohiny
Fiboretahana: (boretaka) a.: Fipetrahana mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena. tohiny
Fiboroahana: (boroaka) a.: Fivoahan'ny zavatra iray amin' ny loaka ka tanteraka ambadika sy ambadika. tohiny
Fiborosiana: (borory) a.: Mitovy hevitra amin'ny fanaborosiana. tohiny
Fiborotsahana: (borotsaka) a.: Fitambotsorana hiala amin' ny toerany ka midina, fikorotsahana midina: Fiborotsahan…tohiny
Fibosesehana: (bosesika) a.:Fidirana na firohotana miaraka indray mandeha: Loza ny fibosesehan'ny olona hijery io…tohiny
Fibotetahana: (botetaka) a.: Fipetrahana amin'ny tany, amin'ny toerana ambany. ~ Tsy fanaovana na inona na inona.…tohiny
Fidabaka: (dabaka) a.: Fihoatra, fihoaran'ny rano: Tsy anerany ny fidabaky ny rano tamin'ny ailany. tohiny
Fidabebaka: (dabebaka) a.: Toetran'ny zavatra fohy vatana fa be vava: Ny fidabebaky ny harona. tohiny
Fidabobohana: (doboboka) a.: Fianjerana, firohotana miarabe. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0928