Litera F
Fibandrina: (bandrina) a.: Fijery amin'ny maso mivontirika mahatahotra.
tohiny
Fibandrinana: (bandrina) a,:Fijerena amin'ny maso mivontirika feno fandrahonana, mahatahotra.
tohiny
Fibango: (bango) a.: Fomba entina mibango na mandrandrana ny volo, g p.t.: Azo bangoina: Volo tsy fibango itony,…tohiny
Fibangoana: (bango) a,: Fandraotana, dia fandrandranana ny volo,
tohiny
Fibanjina: (banjina) a.: Fomba entina mibanjina, na mijery mifantoka tsara, gp.t.: Azo banjinina, azo jerena fantohana…tohiny
Fibanjinana: (banjina) a.: Fijerena mifantoka tsara.
tohiny
Fibaraingoana: (baraingo) a.: Fahamelohan-javatra tsy mahitsy sady miolana.
tohiny
Fibarana: a.: Karazan'antsy la-va taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro...
tohiny
Fibarara: (barara) a.: Fomba entina mibarara, izany hoe manaiky sy miaiky ny hadisoan'ny 'Lena noho ny fisehoan'ny…tohiny
Fibararahana: na Fibararana (bararaka, barara) a.: Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan'ny tena noho ny fisehoan'ny marina…tohiny
Fibararaka: Jer. Fibarara.
tohiny
Fibararana: (barara) a,: Fiaikena fa diso rehefa voapotsitra ny ratsy natao.
tohiny
Fibarera: (barera) a.: Toetran' ny zavatra (elatra, lamba, feo) mibarera, izany hoe mivaha, miboraka, mitambotsotra.…tohiny
Fibarerana: (barera) a.: Fiborahana, fivahana, fitambotsorana (elatra, lamba, feo...).
tohiny
Fibebahana: (bebaka) a.: Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminaol q Fiovana…tohiny
Fibedabeda: (bedabeda) a.: Fomba entina mibedabeda na mandralray zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika.
tohiny
Fibedabedana: (beda) a,: Fandraidraisana zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika; famonjafonjana.
tohiny