Litera F
Fiàlikàlika: (alika) a.: Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena.
tohiny
Fialikàlika: (alika) a.: Fomban' ny olona mialikàlika, izany hoe miseho ho sarotiny.
tohiny
Fialikalikana: (alika) a.: Fanalam-bara-tena; tsy fahalalana menatra; faharatsiam-piaina.
tohiny
Fialonana: (alona) a.: .üahelo noho ny soa azon'ny sasany: Mikiky andro aman Mina an' izay mitahiry azy ny fialonana.…tohiny
Fiambenana: (ambina) c.: Fiandrasana, fanaovana andry maso: Anjarako ny fiambenana rahampitso,
tohiny
Fiambezoana: (ambeao) a.: Fangatahana mafy, frtampesoana.
tohiny
Fiamboho: (voho) a.: Fomba entina miamboho, izany hoe mitodika ka ny ivoho no a-tao manoloana nions.
tohiny
Fiambohoana: (voho) a.: Fitodihana ka ny ivoho no atao manoloana olona; fandosirana. • H.o.: Fahafatesana (raha andriamaniaka…tohiny
Fiamboniana: (ambony) a.: Toetra maha-ambony, fahamboniana, fiandrianana: Ny fiambonian'ny mpanoro lalana ny vahoaka,…tohiny
Fiambozona: (vozona) a.: Fomba entina miambozona, izany hoe mitondra eny am-bozona: Izao no (iombozona meday, ?…tohiny
Fiampaingo: (paingo) a,: Fomba entina miampaingo, izany hoe midi-pahasahiranana amin'ny fiantohana trouai' olona.…tohiny
Fiampaingoana: (paingo) a.: Fisahiranana amin'ny fiantohana trosan'olona.
tohiny
Fianahana: (anaka) o.: Fifankahazoan'ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto…tohiny
Fianakaviana: (anaka) a.: Fitambaran'ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy.
tohiny
Fiandaniana: (lany) a.: Fombana, fanarahana.
tohiny
Fiandohana: (loha) a.: Fiantombohana.
tohiny
Fiandraiketana: (andraikitra) a,: Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: A-nao ny fiandraiketana ny sakafon'ny…tohiny