Litera F
Fesoka: (Ski) a.: Karazan'antsantsa iray mainty sady malambolambo sahala amin' ny an'ny olona ny hodiny.
tohiny
Feta: a.: Tany noleman-drano hanjary fotaka. 1 t,i.g: Fetana, afeta, voafeta, nofineta / mameta, fameta, mpameta…tohiny
Feta: p.t.: Voa, iharam-pahavoazana, voan'ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta ta-min 'io roharaha io daholo…tohiny
Fetafetaina: (fetafeta) mt.ill. (fetafetao): Potsipotsehina, pondipondena: Aza fetafetaina tahaka izao ny vary, ry…tohiny
Fetahana: (fetaka) mt. Pd r. (fetaho): Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zozo fa nananihany, • Petahana: Nofetahany…tohiny
Fetaka: a.: Firaiketana hikambana tsara, hiady tsara tsy misy elanelany. - t.i.f.: Fetahana, afetaka, voafetaka…tohiny
Fetana: (feta) mt.ih, (fetao): Tsentsenana amin'ny feta: Fetao io hirika amin'ny rindrina io.
tohiny
Fetezana: (mety) a.: Hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan'izany fiteniko izany, 1 Fanekena, fitiavana:…tohiny
Fetoka: a.: Fanaovana endrika mampiseho hasiahana ary mampitahotra sy vonona hamely. è tif: Mifetoka, fifetoka,…tohiny
Fetra: a.: Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran'ny taninay, 1 Famaritana…tohiny
Fetrika: a.: Totohondry. - t.i.f. : Fetrehina, voafetrika / mametrika, fametrika, mpametrika j ametrehana, fametrehana…tohiny
Fetsahana: (fetsaka) mt. ih. sY pdr. (fetsaho): Anangonana, amoriana: No fetsahan'ny ankizy vato teto ka sarotra…tohiny
Fetsaka: a.: Fianjerana, famelezana, Fetsahana, afetsaka, voafetsaka j mametsaka, fametsaka, mpametsaka / ametsahana,…tohiny