Litera F
Fanosonana: (sosono) a,: Fanasiana sosona.
tohiny
Fanosorana: (hosotra) a,: Fantavonana na fandalorana amin'ny menaka, loko... fanamasinana, fametrahana na fanokanana…tohiny
Fanotazana: (oty) a: Fampisaraha-nono.
tohiny
Fanotikotehana: (kotikotika) a.: Famotipotehana, fitambolimbolenana, fitangolikolehana.
tohiny
Fanotikotika: (kotikotika) a.: Fitambolimbolina, fitangolfngolika: Tsy laitrako izany fanotikotiky ny kiboko. ~p,…tohiny
Fanotinana: (otina) a.: Fanozongozonana, fanetsiketsehana (hazo).
tohiny
Fanoto: (toto) a.: Fomba entina manoto: Ny fanoton'ny omby. ? Fitaovan entina mamotfpotika zavatra na mikosika…tohiny
Fanotohoto: (hotohoto) a: Fomba entina mandrovitra. 1 p.t.: Fandrovitra, fandrotika.
tohiny
Fanotohotoana: (hotohoto) a.: Fandrovitana, fandrotidrotehana.
tohiny
Fanotorana: (tototra) a.: Famenoana tany lavaka iray.
tohiny
Fanotórana: (totótra) a.: Fane-. tsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy tsy misy madilana.
tohiny