Litera F
Fanintontsintona: (sintona) a.: Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo.
tohiny
Fanintsana: (hintsana) a,: Fomba entina manintsana. • p. t.: Azo ahintsana.
tohiny
Fanintsanana: (hintsana) a. (a. b.t.): Fanozongozonana ny sivana mba hahazoana tany na fasika malemy.l H.o.: Fanalana…tohiny
Fanintsiviny: (sivy) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny intsivy.
tohiny
Fanipahana: (tsipaka) a,: Fandakana; fanosehana amin'nY tongotra. 1 Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao…tohiny
Fanipakipa: (kipa) a.: Fomba entina manesotra, manala, mandroaka, manary.
tohiny
Fanipakipahana: (kipako) a.: Fanilihana hiala, fandroahana tsy mitondra roa, tsy ampanajana, fanifakifahana hihataka…tohiny
Fanipakipana: (kipa) a.: Fanesorana, fandroahana, fanariana.
tohiny
Fanipazana: (tsipy) a.: Fitorahana: Fanipazana fonjam-by. ~ Fanariana: Tsy misy azo a-tao afo-tsY ny fanipazana…tohiny
Fanipikipiana: (kipikipy) a.: Fitorahana, fanipazana.
tohiny
Fanipikipy: (kipikipy) o,: Fomba entina manipikipy, mitoraka, manipy. tr p, t.: Azo akipikiPy.
tohiny
Fanipy: (tsipy) a.: Fomba entina manipy. 1 p, t.: Azo atsipy, fanary: Fanip y any amin' ny fanariam-pako itony…tohiny
Fanirahana: (iraka) o.: Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy. ~ Fandefasana olona hanatanteraka…tohiny
Faniraka: (iraka) a.: Fomba entina maniraka. ? p.t.: Voatendry matetika hanao iraka: Izaho no faniraka ato an-trano,…tohiny
Fanirakiraka: (fraisa) a.: Olona ampanaovina ny irakiraka rehetra, na ao an-tokantrano na any amin'ny toeram-piasana.…tohiny
Fanirakirana: (kira) a.: Fikarakarana ny antsipirian-javatra ao an-tokantrano, mividy ny kanon kan on-to kantran o,…tohiny