Litera F
Fangenagena: (gena) a.: Fomba fitondra moramora.
tohiny
Fangenagenana: (gena) a.: Fitondrana moramora sy ampitandremana amin'ny tanana.
tohiny
Fangerokeroka: (ngeroka) a.: Fangidiana.
tohiny
Fangerongerona: (ngerongerona) a.: Fomba entina mangerongerona, mandrahona, mitrercntrerona.
tohiny
Fangerongeronana: (ngerona) a.: Fandrahonana, fampitahorana, fitrerotreronana, fibesobesoana.
tohiny
Fangetaheta: (hetaheta) a.: Ny toetran'ny olona mangetaheta.
tohiny
Fangetahetana: (hetaheta) a,: Faniriana hisotro; fitsiriritana zavatra.
tohiny
Fangetorana: (hetotra) a.: Famoahana rivotra avy any amin'ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin'ny vava fivalanana.…tohiny
Fangetorina: (hetotra) a.: Olona mpangetotra lava, loza raha hangetotra.
tohiny
Fangetotra: (hetotra) a.: Fomba entina mangetotra.
tohiny
Fangetriketrehana: (hetriketriko) a.: Ny feomizoiozozon' ny vary madiva ho masaka; ny hafanana; ny halaza.
tohiny
Fangiazana: (gia) a.: Famihinana na fitazonana mafy.
tohiny
Fangidihidiana: (hidihidy) a.: Fahamaimaizan'ny hoditra te hohaotraorfna; faniriana ta hanao zavatra.
tohiny
Fangidihidy: (hidihidy) a.: Fahamaimaizana te hohaotraorina: Loza ny fangidihidin'it? tanako nokekerim-biby
tohiny
Fangilohilo: (hilohilo) a.: Toetran'ny zavatra mangilohilo,
tohiny