Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrakotra: (rakotra) a.: Fomba entina mandrakotra. 1 p, t.: Azo rakofana. tohiny
Fandrama: (fit-p.) a.: Tantely (mammy na reniny). tohiny
Fandramanana: a.: Anaran-kafa iantsoan ny voafotsy der. io teny io). tohiny
Fandramatana: (rarnatra) a.: Fanaikerana mafy amin'ny nify, tohiny
Fandramatra: (ramatra) a: Fomba entina mandramatra, manaikitra mafy amin'ny nify, miady. tohiny
Fandrambasana: (ramby) a: Fisamborana tampoka ary an-kery amin'ny nify. tohiny
Fandrambo: (rambo) a.: Fomba entina mandrambo, manisy somotraviavy amm'ny lamba na akanjo. tohiny
Fandramboana: (rambo) a.: Fanasiana tovana mirefarefa na mitaritarika (amin'ny lamba na fitafiana), fanasiana somotraviavin-damba.…tohiny
Fandrambona: (rambona) a.: Fomba entina mandrambona, misambotra amin'ny tovan'akanio na amin'ny somotraviavin'akanjo.…tohiny
Fandrambonana: (rambona) a.: Fisamborana amin'ny tovan' akanjo mirefarefa na mitaritarika. tohiny
Fandramby: (ramby) a.: Fomba entina mandrambY, rnaka amin'ny vava. tohiny
Fandrampa: (rampa) a: Fomba entina mandrampa, manala, manabanga. tohiny
Fandrampana: (rampa) a.: Fanabangana, fanalana. tohiny
Fandrana: a.: Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady.…tohiny
Fandrana: (Btm) a.: Karazankazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin'ny an'ny mananasy. tohiny
Fandrandrana: (randrana) a.: Fomba entina mandrandrana. 1 p. t.: Azo randranina. tohiny
Fandrandranana: (randrana) a; Fanamboarana ny volo araka ny fomban-drandrana. tohiny
Fandranga: (ranga) a: Fomba entina mandranga, manainga, mampiakatra arnbony, tohiny
Fandrangana: (ranga) a.: Fanaingana, fampiakarana ambony; faningininginana amin' ny loba rantsana. tohiny
Fandrangitana: (rangitra) a.: Fanaovana izay hampaharanitra; fandranitana, tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0198