Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandoatra: (loatra) a: Fombaentina mandoatra, maka ny ao anatin'ny ... tohiny
Fandoavana: (loa) a: Famoahana zavatra efa nohanina amin'ny vava indraY. * H,o.: Fanefana vola: Isaky ny fahafolon'ny…tohiny
Fandodonana: (dodona) a: Fampandehanana haingana, fampanaovana asa eo no ho eo avy hatrany. tohiny
Fandohalihana: (lohalika) a: Fijoroan'ny tena eo ambonin' ny ampelandohalika ka miforitra any aoriana ny ranjo anankiroa.…tohiny
Fandohalika: (lohalika) a.: Fomba entina mandohalika. tohiny
Fandohotse: (Ski) a: Rivotra malemilemy avy any avaratra (raha mafy izy dia atao hoe radraty na varapohè), tohiny
Fandokafana: (doka) a.: Fanindrahindrana amin'ny fiderana, fandroboana. tohiny
Fandokana: Fanadokana (do-ka) o.: Fandoahana na fandavahana vato mba hahazoana manapoaka azy. tohiny
Fandoko: (loko) a.: Fomba entina mandoko. ? p.t.: Azo lokoana. tohiny
Fandokoana: (loko) a: Fanosoran-doko; fametahana amin'ny dity, lakoly, gilio... tohiny
Fandokorohana: (dokoroka)a: Fanehoana endrika manjoretra, na manjokaiky. tohiny
Fandomana: (lona) a: Fandrobohana maharitra ao anaty rano. tohiny
Fandona: (dona) a: Fomba entina mandona. tohiny
Fandonahana: (lonaka) a: Fanasiana zezika ny tany mba hahavokatra tsara. tohiny
Fandonahana: (donaka) a.: Fanetrohana. tohiny
Fandonaka: (lonaka) a: Fomba entina mandonaka na manisy zezika betsaka mba hampahavokatra. tohiny
Fandonana: (dona) a: Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny uarauarana ka taitra niantsambotra aho.…tohiny
Fandorana: (dotra) a.: Fampirehetana, fandevonana amin' ny afo: Azo atao tsara ny fandorana ny foko. tohiny
Fandosirana: (lositra) a: Fanalavitana haingana mba tsy ho tratra; fivoahana an-tsokosoko; fidifiana. tohiny
Fandositra: (iositra) a.: Fomba entina mandositra, milefa, manalavitra haingana mba tsy ho tratra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701