Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanapotsiatra: a. : Fomba entina manapotsiatra, mamoaka rano mifantsitsitra. tohiny
Fanapy: (py) a,: Fomba entina manapY, manaldmpikimpy ny maso, manao baiko amin' ny maso. tohiny
Fanarabiana: (haraby) a : Fanesoana; famazivaziana. tohiny
Fanaraby: (haraby) a. : Fomba entina manaraby, maneso, mamazivazy, ~p,t. : Azo na mendrika hoesoesoina, faneso…tohiny
Fanaraina: (maraina) a : Fahazarana miasa vao maraina. tohiny
Fanarangarana: (harangarana) a. : Fomba fijerena mahita nefa tsy hita, fomba fijerena amin'ny loaka na hirika kely.…tohiny
Fanarangaranana: (harangarana) a. : Fijerena olona na zavatra amin'ny hirika na loaka kely ao ambadika. tohiny
Fanararo: (hararo) a. : Fomba entina milalao, manadala, manampontsampona (olona). ~ p. t. : Azo adalaina, lalaovina,…tohiny
Fanararoana: (hararo) a : Filalaovana. fanadalana, fanampontsamponana mba hahatratra aoriana ny sasany. tohiny
Fanaratana: (haratra) a : Fanakakasana ny volon-doha,volom-bava, volo amin'ny hareza. tohiny
Fanaratra: (haratra) a : Fomba entina manaratra, mikiky vo-Io amin'ny hareza. ? p,t, : Azo haratana. tohiny
Fanaratsahana: (haratsaka) a. : Fanapahana ny romoromo a-min' ny sisin' ny zavatra iraY ; fandrantsanana. tohiny
Fanaratsaka: (haratsoka) a. : Fomba entina manaratsaka, manala ny romoromo amin' ny sisin'ny zavatra iray,mandrantsana.…tohiny
Fanaravoana: a. : Anaran-kazo. tohiny
Fanare: (Ski) a. : Hazo akambana amin'ny lakana mba tsy haharendrika azy raha mitongilana izy. tohiny
Fanarendrina: (harendrina) a.: Fomba irehetana. tohiny
Fanariva: (hariva) p.t. : (Zavatra) azo atao ny hariva, azo ampiandrasina ny hariva. tohiny
Fanarivana: (hariva) a. : Fampiandrasana (asa) amin'ny ha-riva. tohiny
Fanaroka: (taroka) a. : Famoahan ' ny zavamaniry tsimoka vaventy. tohiny
Fanarona: (sarona) a. : Fomba entina manarona, mandrakotra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.016