Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fonosina: (fono) mt. ih. (fonosy): Asiana fonony: Fonosy ny bokinao mba hadio lalandaua. • Atao ao anatin'ny zavatra…tohiny
Fonta: (Ski) a.: Fanasompiranana ny lain-dakana hahazoany rivotra hampandroso azy. tohiny
Fontina: a.: Fiverenana mba hamely indray, 1 Fahalasanana dia fiverenana eo amin' izay nialana. - t.i.f.: Tafafontina…tohiny
Fonto: a.: Karazan-kazo. tohiny
Fontsy: a,: Karazan'akondro be voany, izay atao koa hoe akondro afontsY. tohiny
Fontsy: na Fontsina a.: Anarana ilazana ny ravinala rehefa antitrantitra. tohiny
Fony: a.: Hazandrano toy ny marakely. • Karazam-boromailala manga, tohiny
Fony: ppt. feh.: Teny mpampiankina fehezan-kevitra, ~ enti-milaza fotoana efa lasa ela, mitovy amin'ny hoe…tohiny
Fora: a.: Fandidiam-poitra, famorana. - t.i.f.: Forana, voafora ) mamora, famora, mpamora ) amorana, famorana…tohiny
Foraha: a.: Hazo lehibe mahatratra 15 ka hatramin'ny 30 m ny haavony ary 0,60-0,80 m ny savaivony, fanaovana…tohiny
Forambana: a.: Zavamaniry any anaty rano fanome ny vorombazaha. tohiny
Forana: (fora) mt, ih. (forano): Didiana foitra, atao hasoavana, tapahina, tsongoina: Noforana omaly ny zanak'anabaviko,…tohiny
Forara: (t. tr. ) p. t.: Idiran-doza. tohiny
Forehitra: p.t.: May tsy misy horaisina. •H.i.: Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra…tohiny
Forera: p.t.: Sady botry no kely. tohiny
Foretahana: (foretaka) mt. ih. (foretaho): Asiana fotaka mifetaka, fotetahana. tohiny
Foretaka: p.t.: Voan'ny fotaka malemy na n? ranom-potaka na zavatra mifetaka. - t.i.f.: Foretahana, aforetaka…tohiny
Forifotra: a.: Enti-milaza fivangongoan-javatra mibontsimbontsina kely be dia be. - t.i.f.: Mamorifotra, famorifotra,…tohiny
Forinondry: a.: Zavamaniry (Thumbergia cyanca). tohiny
Foritra: a.: lefitra, ketrona, - t.i.f.: Aforitra, voaforitra / mamoritra, famoritra, mpamoritra ( amoretana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1097