Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firehoka: (rehoka) a,: Fomban' ny olona mirehoka, mandrahona amin-katezerana. tohiny
Firemarema: (remarema) a.: Fomban'ny olona miremarema, mihaingo amin'ny fitafiana malalaka. tohiny
Firemaremana: (remarema) a.: Fihaingoana amin'ny akanjo na fitafiana malalaka. tohiny
Firembena: na Firembezana (remby) a.: Fihazana; fiambezoana, fitampesonana. tohiny
Firemby: (remby) a.: Fomba entina miremby, mihaza. tohiny
Firendrarendra: (rendrarendra) a.: Toetran'ny zavatra mkendrarendra, kanto; fomban'ny olona miedinedina, mihambohambo.…tohiny
Firendrarendrana: (rendrarendra) a.: Hakanto; fiedinedenana; fihambohamboana. tohiny
Firendrehana: (rendrika) o.: Fiempoana. tohiny
Firendrena: (rendry) a.: Fomba entina mirendrirendry, toetran'ny olona mirendrirendry, mivezivezy mankatsg mankarg,…tohiny
Firendrenana: (rendrena) a.: Fivezivezena, fandehanana manketsg mankarg. tohiny
Firendrika: (rendrika) a.: Toetran'ny zavatra mirendrika. tohiny
Firendrirendrena: (rendrirendry) a.: Fahajembena. ? H. o.: Fibedibedena foana, firediredena. tohiny
Firendrirendry: (rendrirendry) a.: Toetran'ny zavatra mirendrtxendry, izany hoe mahajemby. tohiny
Firenena: (reny) a.: Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin'ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy.…tohiny
Firenirenena: (renireny) Fandehandehanana atsg sy axg tsy misy antony, fivezivezem-poana. tohiny
Firenireny: (renireny) a: Toetran'ny olona mirenireny, na mandehandeha atsg sy ar? tsy misy antony, mivezivezy foana.…tohiny
Firenohana: (renoka) a.: Fahavarianana, fahasondrianana. tohiny
Firenoka: (renoka) a.: Toetran' ny olona mirenoka, na varia-na, sondriana. tohiny
Firentena: (renty) a.: Fihaingoana, firavahana. tohiny
Firenty: (renty) a.: Fomba entina mirenty, toetran'ny zavatra mirenty, na mihaingo: Ny firentin'ny egiizy amin'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0834