Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famoa: a. : Zavamaniry mitovitovy amin'ny vero, izay misy voniny mibohabohaka toy ny landihazo ary bebe ravina.…tohiny
Famoafadiana: (voa) a. : Fitenenana na fanaovana ratsy mahatonga ny olona manatrika ho menatra. tohiny
Famoahana: (uoaka) a. : Fanalana hiala ny trano, fanesorana : Hanampy ny famoahana ny are tina it? fanafody it?.…tohiny
Famoaka: (voaka) a. : Fomba entina mamoaka. ? p.t. : Azo avoaka. tohiny
Famoaka: a. : Bibikely ampidirina amin'ny lavaky ny angely mba hamoaka sY hihantsy azy hivoaka hampiadina. tohiny
Famoalaka: a. : Karazam-piasana toy ny fandraka, saingY izy korongo dia korongo, a-tao fandoahan-kazo. tohiny
Famoanjo: (voanjo) a. : Fomba entina mamoanjo, marnetraka na mandefa miaramila hiandry tany. tohiny
Famoanjoana: (uoanjo) a. : Fametrahana na fandefasana miaramila hiandry tany. tohiny
Famoasana: na Fivoasana (vofy) a. : Fanesorana ny hoditra (voankazo, ovy,..), ? Fanazavana : Fiuoasana tanin' ny…tohiny
Famofoana: (fofo) a. : Fikasana haka ho fofombady. tohiny
Famofonana: (fofo) a. : Fandefana fofona. tohiny
Famofy: Fivofy (uofy) a. Fomba entina mamofy, mivofy, manesotra ny hoditra manazava, mitsikera. ? p.t. Azo voasana.…tohiny
Famoha: (voha) a. : Fomba entina mamoha. ? p.t. : Azo vohaina. tohiny
Famohamandry: a : Famantaranandro misy lakolosy kely izay maneno ka manaitra a-min' ny fotoana tiana hifohazana raha…tohiny
Famohana: (voha) a. : Fanokàfana. tohiny
Famohavoha: (vohavoha) a. : Fomba entina mamohavoha, manasaratsaraka ny vohavoha alohan'ny hamolesana azy. ? p,…tohiny
Famohavohana: (vohavoha) a. : Fanasaratsarahana ny vohavoha alohan'ny hamolesana azy, farneraverana, fitsikeràna.…tohiny
Famohazana: (foha) a. : Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana. tohiny
Famohirana: (vohitra) a.: Fampibontsinana. tohiny
Famoinana: (foina) a. : Tsy famelana hihetsika na hipaika (fanorona). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136