Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanaronana: (sarono) o. : Fandrakofana : Fanoronana ny akoho mikotrika. ~ Fanafenana : Ratsy ny fanaronana ny marina.…tohiny
Fanarotehana: (rotika) a : Fanasaritahana, fanakorontanana. tohiny
Fanarotika: o. : Fomba entina manarotika, manasaritaka, manakorontana. tohiny
Fanasa: (sasa) a. : Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano. ? p, t. : Azo sasana. tohiny
Fanasa: (asa) a. : Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray.1…tohiny
Fanasa: (asa) a. : Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo. ~ p.t. : Azo asaina.…tohiny
Fanasabaka: (sabaka) a. : Fomba entina manasabaka, mampihataka ny tongotra roa. tohiny
Fanasabakana: (sabaka) a. : Fampihatahana ny tongotra roa. tohiny
Fanasabodehana: (sabodika) a: Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny…tohiny
Fanasabodika: (sabodika) a. : Fomba entina manasabodika, mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao.…tohiny
Fanasabotrehana: (sabotrika) a. : Fambombana, fandrotsirotsiana. tohiny
Fanasabotrika: (sabotrika) a.: Fomba entina manasabotrika, mambomba, mandrotsirotsy. tohiny
Fanasadika: (sadika) a. : Fomba entina manasadika, mampihodidina ny valahana. ? p. Azo a.sadika. tohiny
Fanasadikana: (sadika) a : Fanaovana (zavatra, lamba) mihodidina ny valahana toy ny salaka. tohiny
Fanasafelehana: (safelika) a Fanolahana, fanaovana izay hihodidinan'ny zavatra iray fa tsy handehananY mahitsY mivantana.…tohiny
Fanasafelika: (safelika) a. Fomba entina manasafelika, manolaka mampihodidina zavatra iray fa tsy mampandeha azy mahitsy…tohiny
Fanasafiana: (safy) a. : Fanampiana safy, famenoana. tohiny
Fanasafofohana: (safofoka) a: Fan.ierana. tohiny
Fanasafofoka: (safofoka) a. Fomba entina maniera. + p. t. : Azo azera matetika. tohiny
Fanasafontenana: (safontina) a.: Fampisafotofotoana,fampisavorovoroana, fampisaritahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0777