Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisafy: (safy) a.: Toetran'ny akanjo misy safiny, fanampiny, famenony. tohiny
Fisahana: (sahana) a,: Fomba entina misahana na miatrika asa na raharaha maro miaraka. tohiny
Fisahanana: (sahana) a.: Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha ma-ro miaraka: Mbola iderako anao…tohiny
Fisahato: (sahato) a.: Fomba entina misahato, miozona; fiozona. tohiny
Fisahatoana: (sahato) a.: Fanozonana; fiozonana. 1 M.h.: Fanozonana, fanompana, fitsitsihana, fisarikoana, fisahiana.…tohiny
Fisahiana: (sahy) a.: Fanompana. tohiny
Fisahina: (fisaka) mt,ih. (fisaho): Atao tonga fisaka: Mbola fisaho ihany ity hazo it9 fa mbola matevina. tohiny
Fisahirana: (sahirana) a.: Fomban'ny olona misahirana. tohiny
Fisahiranana: (sahirana) a.: Fanaovana asa mamizana, fisasarana; fanaovana asa manome fiahiana be loatra: Tsy sanatria…tohiny
Fisahotahana: (sahotaka)a,:Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo,…tohiny
Fisahotaka: (sahotaka) a.:Fomban'ny olona misahotaka, na taitaitra sy misavoritaka. tohiny
Fisahy: (sahy) a.: Fomba entina misahy, manompa. tohiny
Fisaihana: (saika) a.: Fisokana ao anaty rano, tohiny
Fisaika: (saika) a.: Toetran'ny zavatra misaika, misoka ao anaty rano. tohiny
Fisaikena: (saiky) a,: Fanasiana saikiny, solony; fanoloana;fisoloana, tohiny
Fisaiky: (saiky) a.: Fomba entina misaiky; misolo. tohiny
Fisaina: (saina) a,: Fomba entina misaina, mihevitra: Ny fisainako tsy fisainanareo. tohiny
Fisainana: (raina) a.: Fieritreretana: Trano fisainana, 1 Fiheverana: Araka ny fisainan'ny maro, ny asa tanana…tohiny
Fisaingena: (saingy) a,: Fitandremana, fikajiana. fitandrovana ny voninahitra, ny hajan'ny tena. tohiny
Fisaingy: (saingy) a.: Fomba entina misaingy na mitandrina, mikaiy, mitandro ny voninahitry ny tena, ny hajan'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0293