Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fano: o.: Bibikely sahala amie' ny voanosy. tohiny
Fano: (Ski) a.: Soka-dranomasina. tohiny
Fanoahana: (hoaka) a.: Fitanatanam-bava noho ny havizanana, hanoanana na fironana mafy ta hatory. tohiny
Fanoaka: (hoaka) a.: Fomban' izay manoaka. tohiny
Fanoarana: (hoatra) a.: Fananan-tombo. tohiny
Fanoatoavana: (toatoa) a.: Fiomanana hiainga, famerana ny fotoana handehanana. tohiny
Fanoatra: (hoatro) a.: Fomba entina manoatra. tohiny
Fanobatoba: (tobatobo) a.: Fomba entina manobatoba, na mandanindany foana. ? p. t.: Azo tobatobaina. tohiny
Fanobatobana: (tobatoba) a.: Fanetsiketsehana, fanakobanana, fanakotabàna. 1 Fandanilaniana foana. tohiny
Fanobonobona: (obonobona) a.: Fomba entina manobonobona, manabontsina ny lamba. tohiny
Fanobonobonana: (obonobona) a.; Fanabontsinana ny lamba entina. tohiny
Fanodiana: (tody) a.: Fiverenan'ny zavatra (tsara na ratsy) natao, amin'ny tena nanao azy ihany; fifoterana. tohiny
Fanodidina: (hodidina) a.: Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin'ny kintana…tohiny
Fanodidinana: (hodidina) a.: Fandehanana manapitra ny sakany sy ny lavany; fanaovana sokera. tohiny
Fanodina: (hodina) a.: Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny dioay ho toakaf ~?.t.: Azo ahodina: Tsy…tohiny
Fanodinana: (hodina) a.: Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao uelioely no fanodinana io milina io,1 Fampiovana,…tohiny
Fanodirana: (hoditra) a,: Fanendahana na fiendahan'ny hoditra. tohiny
Fanodirana: (toditra) a.: Fanandramana. tohiny
Fanoditra: (hoditra) a,: Fomba entina manoditxa, na manendaka hoditra. tohiny
Fanodivirana: (hodiuitra) a.: Fandehanana manodidina, fampivlliana kely, famolahana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0337