Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandronaka: (ronaka) a.: Fomba entina mandronaka na mahatonga ho tia na ho sondriana fatratra. tohiny
Fandronana: (rona) a: Fampihilanana, fampiraikana. tohiny
Fandrondra: (rondra) a.: Fomba entina milaza na manao hadalana. tohiny
Fandrondrana: (rondra) a,: Filazana na fanaovana hadalana. tohiny
Fandrongatana: (rongatra) a: Fitroazana mivoaka ny vala tohiny
Fandrongatra: (rongatra) a: Fomban'ny biby mandrongatra na miala ao ampahitra, tohiny
Fandrongo: (rongo) a.: Fomba entina mandrongo, manisy vakana na kofehy amin'ny sisindamba. tohiny
Fandrongoana: (rongo) a.: Fanasiana vakana, kofehy amin'ny sisin-damba. tohiny
Fandronjena: (ronjina) a.: Fanosehana (olona mijoro) mba Maniera. tohiny
Fandronjina: (ronjina) a.: Fomba entina mandronjina na manosika (olona mijoro) mba Maniera. tohiny
Fandrontona: (rontona) a.: Fomba entina mandrontona, izany hoe maka (zavatra) haingana. tohiny
Fandrontonana: (rontona) a.: Fakana (zavatra) haingana. tohiny
Fandrontsona: (rontsona) a.: Fomba entina mandrontsona, mikapoka, mitendry valiha. tohiny
Fandrontsonana: a.: Fikapohana (karavasy, tahamaina), fitendrena, fikitihana (valiha). tohiny
Fandrora: (rora) o.: Fomba entina mandrora. 1 p..: Azo rorana: Tsy fandrora, hono, ny tay maina fa mankarary tenda,…tohiny
Fandrorahana: (roraka) a.: Farnpiketrahana, fangedragedrana, fampitambotsorana. tohiny
Fandroraka: (roraka) a: Fomba entina mandroraka, izany hoe mampiketraka, managedragedra. tohiny
Fandrorana: (rora) a.: Fanipazana mira: Tavy fandrorana. 1 Ho.: Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanazimbana,…tohiny
Fandroribolo: a.: Jar. Fandraribolo. tohiny
Fandroritana: (roritra) a.: Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin'ny sandriny. ~ Fanenjanana:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1172