Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandrofia: a.: Ireo allaita volotsangana roa ampiasain'ny vehivavy handamana ny ro-fia. tohiny
Fandrohizana: (rohy) a.: Famatorana mafy; fisamborana omby amin'ny fanipazana tady enygamin'ny tandrony na ny tongony.…tohiny
Fandrohona: (rohona) a.: Fomban'ny zavatra mandrohona, maneno mikotrokotroka na miraondraona. tohiny
Fandrohy: (rohy) a,: Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin'ny fanipazana tady…tohiny
Fandrokiana: (roky) a.: Famitahana amin'ny fodiana adala. tohiny
Fandrokidrokiana: (roky) a.: Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanoiikojena,…tohiny
Fandroky: (roky) a,: Fomba entina mamitaka amin'ny fodiana adaia 1 p. t.: Azo aroky. tohiny
Fandrombahana: (rombaka) a.: Fangalana zavatra an-keriny ary maika fandrao lasan'ny sasany. tohiny
Fandrombaka: (rombaka) a.: Fomba entina mandrombaka, na maka an-keriny sady maika fandrao lasan'ny hafa. tohiny
Fandrombina: (rombina) a.: Fomba entina mandrombina, manasimaka. tohiny
Fandrombinana: (rom bina) a.: Fanasimahana na fambangana kely eo amin'ny molo-?avatra. tohiny
Fandromborombo: (romborombo) a.: Fomba entina mamela romborombo hitarozadrozaka amin'ny lamba. ~ p. t.: Avala hiromborombo.…tohiny
Fandromboromboana: (romborom bo) a.: Famelana romborombo hitarozadrozaka amin'ny lamba tohiny
Fandrombotana: (rombotra) a.: Fandraisana an-keriny, fisintonana zavatra mafy ka rom-bina na silaka ilay izy. tohiny
Fandromotana: (romotra) a.: Fanaikerana, fandrovitana amin'ny nify, amin'ny tanana. tohiny
Fandromotra: (romotra) a.: Fomba entina mandromotra, manaikitra, mandrovitra amin'ny nify. tohiny
Fandromposana: (rompotra) a.: Fiotazana na fanorotana ravin-javamaniry eran-tanana. tohiny
Fandrompotra: (rompotra) a.: Fomba entina mandrompotra, mioty na manorotra ravin-javamaniry eran-tanana. tohiny
Fandrona: (rona) a.: Fomba entina mandrona, izany hoe mampihilana, mampiraika. tohiny
Fandronahana: (ronaka) a: Fanaovana izay haharonaka, ho tia fatratra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0739