Litera F
Fandatsaka: (latsaka) a: Fomba entina mandatsaka na mamotraka.
tohiny
Fandatsana: (latsa) a: Fanesoana amin'ny fahoriana mahazo ny sasany na amin'ny fahavoazana mihatra aminy noho ny…tohiny
Fandavahana: (lavaka) a: Fanaovana lavaka, fandoahana.
tohiny
Fandavana: (la) a.: Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy…tohiny
Fandaviana: (lauiana) a: Toetran'ny andro manjavona, misy erika madinika kely mifafy.
tohiny
Fandavoana: (lauo) a: Fanjerana, famotrahana.
tohiny
Fandavorariana: (lavorary) a.: Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka.
tohiny
Fandavorary: (lavorary) a: Fomba entina mandavorary, na manao izay hahatomombana. 1 p.t.: Azo lavorarina.
tohiny
Fandefa: (lefa) a.: Fomba entina mandata. / p, t.: Azo ale-fa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony.
tohiny
Fandefana: na Fandefasana (le-fa) a: Fampandehanana (olona) any amin'ny na any an-...: Fonde fasana iraka any am-pita.…tohiny
Fandeferana: (tefitra) a: Faharetana, fahandrasana, faharipo: Mahagaga ny fandeferana nasehon'i Joba. 1 Fizakana,…tohiny
Fandefitra: (lefitra) a: Fomba entina mandefitra, izany hoe miaritra, mizaka, mahari-po.
tohiny
Fandefonana: (lefona) a.: Fanatsatohana lefona.
tohiny
Fandeha: (leha) a.: Fomban'ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha erY iny tououavy iny. 1 1…tohiny
Fandehanana: (leha) a.: Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan'ny antokontafika no foto-dresaka tao amin'ny…tohiny