Litera F
Fandabohana: (daboka) a.: Fanjerana, fandavoana.
tohiny
Fandadiana: (lady) a.: Fikisahan amin'ny tany: Mahavanana ny fandadian'io bibilava io. 1 Fandehanana amin' ny tongotra…tohiny
Fandadina: (ladino) a.: Toetran'ny zavatra mandadina, izany hoe manodidina sady mananika zavatrairay.
tohiny
Fandadinana: (ladine) a.: Famatorana manakambana, fanodidinana tady manodidina na mananika zavatra iray.
tohiny
Fandady: (lady) a: Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin'ny tany, mandeha amin'ny tongotra sy ny tanna,…tohiny
Fandafarana: Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao. Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy…tohiny
Fandafatra: (lafatra) a: Fomba entina mandafatra, miady mifanao an-daniny ay an-kilany.
tohiny
Fandafihana: (lafika) a: Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika…tohiny
Fandafika: a.: Ody fanalefahana ny poizin'ny tangena, saingy sotroina mialoha fa tsy mba aoriana toy ny fanatsatsorano.…tohiny
Fandafisana: (lafy) a.: Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany indray.
tohiny
Fandafy: (lafy) a.: Fomba entina mandafy na mividy zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany indray.
tohiny
Fandaharana: (lahatra) a.: Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana : lanao no mikarakara ny fandaharana…tohiny
Fandahatra: (lahatra) a: Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina,…tohiny
Fandahilahiana: (lahilahy) a.: Fitsofan-drano, firarian-tsoa (tomba fanao amin'ny famorana).
tohiny
Fandahilahy: (lahilahy) a: Fomba entina mandahilahy izany hoe mitso-drano na mirary ana ny zaza forana,
tohiny
Fandainana: (dama) a: Famelezana amin'ny kapoka; fikap ohana.
tohiny
Fandainga: (lainga) a: Fomba entina mandainga : Mampihomehy ny fandaingan'io olona io fa ataony ho zazakely daholo…tohiny
Fandaingana: (lainga) a.: Tsy filazana ny marina mba hammitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo…tohiny